MANJO / Sampana Fivondronana Laika

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay

ANDRIANTSOA Yves Michel

Loholona

Tonian’ny Sampana Fivondronana Laika Foibe FJKM

 

Dia nodimandry ny Alakamisy 14 Septambra 2017,

teo amin’ny faha-62 taonany

Hoy:

Ny vadiny: RAHARISON Haritina Lucile

Ny zanany: RAZAFIMANANTSOA Tsiferaniaina Fano sy Mercia

ANDRIANTSOA Aly Nantenaina Yvon

ANDRIANTSOA Naritiana Joël

ANDRIANTSOA Hanitriniaina Johanna

ANDRIANTSOA Andoniaina Allan

Ny rafozany: RAHARISON Lucile

Ny iray tampo aminy:

RAZAFINDRAKOTO Philémon sy Michelle ary ny zanaka aman-jafiny

ANDRIANAIVOSOA Rolland sy Suzy ary ny zanaka aman-jafiny

Mme veuve RALALAHARISOLO Michelle sy ny zanaka aman-jafiny

RALAIVAO Ludovic sy Yvette ary ny zanany

ANDRIANASOLO Janus Michel sy Vero ary ny zanany (France)

FARASOA Constance Michelle sy ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny:

RAHARISON Hariniaina Eric mivady sy ny zanany

RAHARISON Tovo Harimanana sy Hasina ary ny zanany

RAHARISON Harisetra Handy sy Haingo ary ny zanaka aman-jafiny

RAHARISON Harivelo Patrick sy Faratiana ary ny zanany

Ny havany:

Terak’Itpkl RANAIVO Jean Berchmans sy RAZANAMALALA Hélène

Taranaka RAMANASE Israely sy RABODOSOA

Terak’Itpkl RASAMISON Philippe sy RAMASINORO Elisabeth

Vady sy zanaka aman-jafin’Itpkl RAKOTONDRALAMBO Jean Lucien

Terak’Itpkv RASOAZANANORO

Terak’Itpkl RAZAFINDRAMANANA sy RAMINARIZAO

Ny fianakaviana manontolo

Ny Foibe FJKM

Ny Birao Foibe SFL, ny Komity Foibe, ny LOHARANO SFL, ny VPL sy ny VFL rehetra

Ny FITATOS / KPMS /FFP FJKM

Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Andravoahangy Fivavahana

Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Ambohimandry

Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Manandriana Lovasoa

Ny firaisan’ny Diakona sy Loholona FJKM Andravoahangy Fivavahana

Ny Sampana Vondrona Fototra Laika Andravoahangy Fivavahana

Ny fokontany Mandrosoa Faravohitra

Ny Fokontany Ambohimandry Imerintsiatosika

 

Ny nofony dia hiala ao amin’ny CFD Ampandrana ny Alahady 17 Septambra 2017 amin’ny 10 ora sy sasany maraina, hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fazandrazany any Ambohimandry Imerintsiatosika.

“Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra”. Salamo 73: 26

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV