Hoy i Paoly

Sal 123.1,2 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 642.1

Sal 123.1,2 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 642.1 Asan’ny Apostoly 19.1-10 Hoy i Paoly:…

Hoy i Josafata, Mpanjaka

Sal 93 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 460.1.3

  Hoy i Josafata, Mpanjaka: « Minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo. » (and.20)…

Hoy i JESOA !

Sal 102. 1.2 / Hira 438.1,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 10

Hoy i JESOA « Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak’olona, moa hahita finoana etý ambonin’ny…

Sahia mijoro hampiorina finoana

Sal 103.1-6 / Hira 39.1.5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 640 1Mpanjaka 18, 36-40

Sahia mijoro hampiorina finoana Natao fivavaham-pirenena ny fanompoana ny Bala tamin'ny andron'i Ahaba, Mpanjaka vadin'i Jezebela. Nanompo ny Bala avokoa…

Mpino mandray andraikitra sy miasa

Sal 25.1-7 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 377.1

Mpino mandray andraikitra sy miasa Matoky ny Tenin’Andriamanitra Ampahatsiahivina ny mpino ao amin’ny Fiangonana ny finoan’i Abrahama: «Ary Abrahama nino…

Ivelomy hatrany ny finoana

Sal 27.1-4 / Hira 163.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515.1

Tandremo ny matoky ny herin'olombelona Nanahirana tokoa ny toe-draharaha politika teo amin'ny firenen'i Joda, tamin'ny andron'i Isaia. Natoky ny firenena…

Hamafiso orina ny finoana

Sal 24.1-5 / Hira 24.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 548.3

Ahirato ny maso hijery sy hahita Ivereno vakina ary mariho eto amin'ity Mofonaina androany ity fa averimberina ny matoanteny hoe:…

Mampiombona ny mpino ny Tompo sady

(Sal 81 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira HF47)

Hagay 2. 1-9

Mampiombona ny mpino ny Tompo sady 1- Mampahery "Nefa mahereza ankehitriny… ary mahereza ianareo vahoaka" (and 4). Samy omen'ny Tompo…

Midera ny Tompo Mahery

(Sal 134 / Safif 70 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731)

2 Samoela 10, 9-14

Miatrika zava-tsarotra isika ka 1-Mahaiza mandamina tsara Rehefa hitan’i Joaba fa nanodidina azy ny fahavalo dia nandray andraikitra sy nanao…