Ny mpino mahatoky amin’ny asany

Sal. 143.1-8 / Hira FF5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 539.4

"... Rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no…

Ny mpanompo mahatoky

Sal.31:19-24 / HF:24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 545 :1

Ny mpanompo mahatoky Tao anatin'ny vanim-potoana nampirehitra ny fanenjehana ny fivavahana kristiana indrindra no nanoratana ny Epistily faharoa ho an'i…

Mpino mahatoky

Sal.4:1-5 / Hira 151,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 499.3

Mpino mahatoky llaina tokoa ny fahaizana amam-pahalalana norantovina ho enti-manatanteraka ny asa fanompoana. Ambonin'izany anefa ny toetra mahatoky mba tsy…

mahatoky amin’ny asany ny mpino

Sal. 122:1-7 / Hira 531:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 14.3

Mahatoky amin'ny asany ny mpino Tsy atao amin'ny teny sy heverina ao an-tsaina fotsiny ihany ny fiainana ny finoana, fa…

Toetra takiana amin’ny mpitarika

Sal.27.1-3 / Hira 549 : 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332

"...Fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro » (and.2b) Tsy ny olon-drehetra no azo omena andraikitra…

Toe-panahy mila hananan’ny mpino

Sal.119:33-40 / Hira 437.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336

Toe-panahy mila ananan'ny mpino I Solomona no nomen'i Davida fitokisana handimby azy amin'ny fanjakany. Izy ihany koa no nomen'Andriamanitra fitokisana…

Ny mpino mahatoky amin’ny asany

Sal.47:1-7 / Hira24:1,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF.39:2

Mahatoky amin'ny asany ny mpino Jesoa Kristy mivavaka no hitantsika eto. Ao anatin' izany vavaka izany no anambaran'i Jesoa sahady,…

Fampitandremana ny amin’ny fampianaran-diso

Sal.24:1-5 / Hira 643:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 469:4

Fampitandremana ny amin'ny fampianaran-diso Ny Epistily nosoratan'i Joda dia mampitandrina fatratra noho ny fisian' ireo mpampianatra sandoka manao fampianaran-diso izay…

Mpanompo tsara sady mahatoky

Sal.96:1-8/HF 45/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338

"Tsara izany ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin 'ny…

Jesoa Kristy, mahatoky amin’ny asany

Sal. 63:1-5 / Hira 201:1-4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 347

Mahatoky amin'ny asany ny mpino, ary modely tena tsara halain-tahaka amin'izany fahatokiana izany i Jesoa. Jesoa Kristy, mahatoky amin'ny asany…