Andriamanitra maniraka ny mpanompony

Sal 65, 1-4/Hira 2: 1, 3/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 307: 1

Andriamanitra maniraka ny mpanompony 1. Maneho ny heriny (and 12b-14) Narary i Ahazia mpanjaka ka nandefa olona hanontany an'i Bala-zeboba…

Ny miaramila tsaran’i Kristy

Sal 81,1-4 / Hira 20:1,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 639: 1

Ny miaramila tsaran'i Kristy 1. Vonona hiady amin'ny ratsy (and 14-16) Tanisan'i Paoly ireo fiadiana: "... fahamarinana, rariny. Jahavononam-panahy avy…

Andriamanitra velona

Sal 63 1-5 /Hira 3/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ IIF 4:3

Andriamanitra velona 1- Mahalala ny fiainana (and 2-3) Nancho ny alahclony i Baroka ka nilaza hoc: "Idiran-doza aho ity! fa…

Ny olona mino an’i Jesoa

Sal 54,4-7/Hira 514.1,4/Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/HF 43:1

Ny olona mino an'i Jesoa 1-Mandeha any amin'izay anirahana azy (and 32a) Naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa handeha haka…

Ny mpanompon’Andriamanitra

Sal 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33

Ny mpanompon'Andriamanitra 1- Mamaly ny antso (and.10) Miantso an'i Ananiasy ny Tompo, araka izay hita eo amin'ny andininy faha-10: "Ry…

Ny olona mahatsiaro tena ho mpanota

Sal.63. 1-5/Hira 417/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/Hira 437

Ny olona mahatsiaro tena ho mpanota 1- Miaiky ny fahadisoany "Dia hoy Davida tamin'i Natana: Efa nanota tamin'i Jehovah aho."…

Andriamanitra Masina sady mahatahotra

Sal.34. 1-3 / Hira 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33

Andriamanitra Masina sady mahatahotra 1- Manadio ny olom-boafidiny "...Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary…

Andriamanitra mpitsara marina

Sal.31 . 1-5 / HF 29 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39

Andriamanitra Mpitsara Marina 1- Mitaona ny olona hiala amin'ny ratsy "...Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty…

Ny fankatoavana ny Teni ‘i Kristy

Sal.62. 5-12 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303

Ny fankatoavana ny Tenin'i Jesoa Krisy 1- Mampahomby ny asa atao "Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia…

Ny fahazoana ny Soratra Masina

Sal.57. 7-11 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446

Ny fahazoana ny Soratra Masina 1-Ilàna mpampianatra "Fa hoy izy: Hataoko ahoana ny fahay, raha tsy misy mampianatra?" (and. 31).…