Manaiky ho iraka ny mpino
Sal 100 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205.1,2
Manaiky ho iraka ny mpino satria: 1- Hampianatra ny teny marina Andraikitra goavana miandry an'i Timoty co amin'ny iraka nanirahana…
Sal 100 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205.1,2
Manaiky ho iraka ny mpino satria: 1- Hampianatra ny teny marina Andraikitra goavana miandry an'i Timoty co amin'ny iraka nanirahana…
Sal 106.1-5/Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 334
Ny niantsoana an'i Ezekiela 1-Tamin'ny anarana miavaka "ry zanak'olona" "... Ry zanak'olona, mitsangana fa hiteny aminao aho" (and.1). Izany no…
Sal 96.8-9 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira164
Jesoa Kristy irak'Andriamanitra 1- Mampianatra sy mitory ny filazantsaran'ny fanjakana "Ary Jesoa nandeha nitety ny tanana rehetra sy vohitra nampianatra…
Sal 145.01-5 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753
Ny Iraka irahin'Andriamanitra dia: 1- Mampahafantatra ny anarany Miverina in'efatra eto amin'ity mofonaina ity ny anarana hoe "Izaho no Jehovah"…
Sal. 117 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446. 1, 2
Manaiky ho iraka ny mpino 1.Amin'izay anirahan'Andriamanitra azy I Mosesy eto no antsoin'Andriamanitra sy irahiny hanafaka ny olony eo ambany…
Sal 106.1-5 / Hira 307.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310.1,2
Manaiky ho iraka ny mpino 1-Ho amin'ny fiaraha-miasa samy mpino Entanina mba hanohana ny mpitondra azy ny kristiana, amin'ny alalan'ny…
Sal 105 / Hira 18 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428
Ny IRAKA anirahan'ny Tompo 1-Hampahery ny tànana miraviravy Miresaka ny zava-nanjo an'i Edoma ny toko eo aloha, izany hoe Isaia…
Salamo 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / vavaka / Hira FF 33
Ny irak'Andriamanitra 1. Mankato ny Tenin' Andriamanitra (and 25-28) Nisy mpahay lalana nanontany an'i Jesoa hoe inona no tokony hataony…
Sal 98, 1-3 / Hira 351:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332: 1
Ny olona manaiky irahin'Andriamanitra 1. Karakarain' Andriamanitra (and 8-9) Nasain'Andriamanitra nankany Zarefata i Elia, ary nilaza fa efa nanomana vehivavy…
Apok 4, 11/HF45:1,2/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 654: 1
Ny asan'Andriamanitra 1. Maniraka mpanompo (and 1) "Indro, haniraka ny irako Aho, ary izy hanamboatra lalana eo alohako" and 1a.…