KPMS / Fanentanana
PEJIN’NY KPMS
Ireo tombontsoa azo amin’ny fanaovana ny vaksiny covid-19
- Mampiakatra ny hery fiarovana ny vaksiny
- Mampilamina ny saina
- Fiarovana ny olona marefo
- Fiarovana ny manodidina ny fanaovana azy
- Mampihena ny trangam-pahasarotana
- Mampihena ny taham-pahafatesana
- Mampihena ny vola mivoaka amin’ny fitsaboana
- Tsy voaelingelina ny asa fihariana rehefa vita vaksiny
- Miaro amin’ny takaitra ateraky ny aretina raha sendra mbola voa (fo, saina, tratra).