Vavaka sy Fifadiankanina

FANDAHARANA Fanompoam-pivavahana

 VAVAKA SY FIFADIAN-KANINA

Sabotsy 28 Janoary 2023 amin’ny 09 ora – 03 ora

“Miorena tsara, aza miova” I Kor .15:58b

MPAHARY IZAO REHETRA IZAO NY TOMPO

Mino – Miasa – Mankatoa

FIARAHABANA APOSTOLIKA: Rom.1:7

  1. FIDERANA SY FISAORANA NY TOMPO (9 ora – 9 ora 50 mn)
  2. Sal. 24, 1-10
  3.  HIRA 10 (SaFif)
  4.  Vavaka
  5. Sal. 136:1 – 26

–  HIRA 21

–  Vavaka

  • Sal. 146:1 – 10

–  HIRA 24

–  Vavaka

  1. TENIN’ANDRIAMANITRA (9 ora 50 mn – 10 ora 50 mn)
  2. HIRA 770
  3.  5 minitra ho an’ny ankizy sy ny tanora: SAMPANA SEKOLY ALAHADY
  4. HIRA FF 310
  5.  5 minitra ho an’ny fahasalamana: SAF FJKM na hafa
  6. HIRA FF17
  7.  5 minitra ho an’ny tontolo iainana: MFEE  na Hazakazaka Masina
  8. HIRA 324 (SaFif)
  9. 5 minitra ho an’ny fiainam-pianakaviana
  10. HIRA 326 (SaFif)
  11.  Mofonaina: Isaia 46: 3 – 7
  12.  Vavaka
  13.  HIRA 36
  1. FIFONANA (10 ora 50 mn – 11 ora 45 mn)
  2. Soratra Masina: Lio.8: 4 – 18
  3.  Vavaka ho an’ny Fiangonana
  4.  HIRA 409
  5. Soratra Masina: Gen.17, 9-26
  6.  Vavaka ho an’ny fianakaviana sy ny vahoaka
  7.  HIRA 28
  8. Soratra Masina: Lio.5: 27 – 31
  9.  Vavaka ho an’ny mpitondra
  10.  HIRA FF 23
  11. Soratra Masina: Deot.32:36 – 39 
  12.  Vavaka ho an’ny fahasalamana
  13.  HIRA 379
  14. Soratra Masina: Amo.5:1 – 27
  15.  Vavaka ho an’ny firenena mba hanjakan’ny fahamarinana
  16.  HIRA 357 (SaFif)
  17. Soratra Masina: Gen.2: 4 – 17
  18.  Vavaka ho an’ny fikajiana ny tontolo iainana
  19.  HIRA 312
  1. FAMELAN-KELOKA (11 ora 45 mn – 11 ora 55 mn)
  2. Teny famelan-keloka: Isa. 54, 10; 1 Jao. 2, 1-2
  3. Sal. 32, 1-2
  4. HIRA FF 26
  • FANEKEMPINOANA (11 ora 55 mn – 12 ora)
  • Fanekempinoana Apostolika (laharana voalohany)
  • FAMPIANARANA (12 ora – 2 ora)
  • HIRA 70 (SaFif)
  •  Fampianarana: Fiangonana MINO sy MIASA
  • HIRA  205 (SaFif)
  •  Fampianarana: Fiangonana MINO sy MANKATO
  • Vavaka
  • RAKITRA FIFADIAN-KANINA (2 ora – 2 ora 10 mn)
  • HIRA Fanentanana Hazakazaka Masina “Andeha isika hiaraka
  • FANGATAHANA (2 ora 10 mn – 2 ora 45 mn)
  • HIRA FF 4
  • Soratra Masina: 1 Tim. 6, 17-19
  • Vavaka ho an’ny sosialy sy  koltoraly
  • Soratra Masina: Deo. 4, 39-40
  • Vavaka ho an’ny politika
  • Soratra Masina: Isa. 26, 1-4
  • Vavaka ho an’ny toe-karena
  • Soratra Masina: Deo. 30, 19-20
  • Vavaka ho an’ny tontolo iainana
  • Soratra Masina: Deo 30: 15 – 20
  • Vavaka ho an’ny fifidianana
  • Soratra Masina: Sal. 68, 38 ; 1 Kor. 15, 58
  • Vavaka ho an’ny Fiangonana sy ny Sampana sy Sampanasa ary Asa
  • Vavaka nampianarin’ny Tompo
  1. FAMARANANA (2 ora 45 mn – 3 ora)
  2. Teny fisaorana
  3. HIRA FF 50
  4. HAFATRA: Fil. 2:12 d,13 / I Kor.15:58
  5. Tsodrano: Efesiana 6: 23,24
  6. HIRA 298

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra

Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina

Fanamarihana:

  • Manatanteraka fandaharana iombonana ny Synodamparitany ao amin’ny Radio Fahazavana na izay Radio afaka miara-miasa amin’ny Synodamparitany any an-toerana.
  • Misy ny rakitra fanavaozana ny fanoloran-tena any amin’ny Fiangonana amin’ny fotoanan’ny fifadian-kanina.

Perikopa 2024

Jolay: MIARAHA MANDEHA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

| | 28. Ala. IX man. Trinite - TPM sy IFRP
Deotoronimia 31. 1–8 | Matio 4. 18–22 | Kolosiana 2. 4–7

Aogositra: MANAMASINA NY TENANY NY MPINO

| | 04. Ala. X man. Trinite
Levitikosy 19. 1–4 | Matio 7. 6 | 1Petera 1. 13–16

| | 11. Ala. XI man. Trinite - KFTM (Maritiora)
Estera 4. 6–17 | Lioka 12. 4–7 | 1Petera 1. 13–16

| | 18. Ala. XII man. Trinite - Aumônerie Nationale
Isaia 52. 11–12 | Marka 7. 14–23 | 2Korintiana 6.11–7.1

FJKM Fahazavana

Alahadin’ny SFL 2024 :

Production : FTV / FJKM