SP AA 10/Fametrahana PS

FANASANA

« Inty aho ,iraho aho … » Isaia 6.8

-Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM

-Ny Sekretera Jeneraly FJKM

-Ny Birao sy ny Synodamparitany Antananarivo Andrefana

Dia faly  manasa antsika mpianakavin’ny  finoana rehetra ho  tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fametrahana  araka ny fombam-piangonana an’

Andriamatoa  RAZAFINDRAKOTO Andriambalohery Hasinarivo mivady

ho Prezida Synodaly  eto amin’ny SP AA10 sy

 fanolorana ireo Birao  mpiara-miasa aminy 

ny  Zoma 24 Jona 2022 amin’ny 9 ora sy sasany ,

 ao amin’ny FJKM  Manarintsoa Finoana .

Raisinay no Voninahitr’ Andriamanitra ny fahatongavanareo  manotrona izany .

Perikopa 2023

Aprily: NY HERIN'NY FITSANGANAN'NY TOMPO

| | 02. SAMPANDROFIA-Sampana DORKASY
Zef 3.14-20/ Lio 19.29-44/ Apok 7.9-12

| | 06. Alakamisy masina
Sal 41.4-13 / Lio 22.47-53 / 2 Pet 2.11-16

| | 07. Zoma masina
Dan 9.24-27/ Lio 23.39-49 / Rom 5.6-11

FJKM Fahazavana

FJKM ANDAVAMAMBA KRISTY VELONA

26 Martsa 2023