Herinandron’ny Fanahy Masina 2022.

PERIKOPA 2022

Toy izao ny Perikopa arahin’ny Fiangonana rehetra manerana ny sahan’ny FJKM , hanehoantsika fiombonana mandritra ny HERINANDRON’NY FANAHY MASINA , araka ny Perikopa navoakan’ny FFP .

Alatsinainy 30 May 20221 Sam 10.1-10Jao 20.21-231 Kor 2.6-11
Talata 31 May 2022Isa 63.11-14Jao 1.29-341 Pet 1.3-12
Alarobia 01 Jona 2022Mpits 15.14-20Mar1.9-13Efes 3.14-21
Alakamisy 02 Jona 2022Nom 24.1-9Mat 12.31-341 Kor 6.9-11
Zoma 03 Jona 2022Joba 33.1-18Lio 10.21-22Rom 8.26-27
Sabotsy 04 Jona 2022Gen 1.1-4Mat 22.41-46Rom 8.9-11
Pentekosta 05 Jona 2022Nom 11.16-25Jao 20.19-23Asa 4.27-31

Perikopa 2023

Jona: IORENAN'NY FAHAFAHANA NY TOMPO

| | 04. Ala.Trinite
Mpits 4.14-24/ Jao 8.31-38 / Asa16.16-24

| | 11. Ala.II man. Trinite - SEKOLY FJKM
Sal 66. 8-12 / Jao 8.1-11 / Asa 16.25-34

FJKM Fahazavana

Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina