SVM/andiany « Manova »

SVM-FJKM 


MAMOKATRA OLONA TOMPONANDRAIKITRA


Isan’ny Sampana velona ary azo ambara ho tena mamoa ato anatin’ny FJKM ny
Sampana Vokovoko Manga. Misy araka izany ny anjara andraikitra izay miandry
azy hihazakazaka amin’ny fanatanterahana ny vina fototry ny FJKM dia ny
« Vontosy Filazantsara Madagasikara, Filazantsara manova ny tantara ».
Talata 29 Matsa, no navoaka tamin’ny fombam-piangonana teny amin’ny FJKM
Andrainarivo Fahasoavana ireo mpiandraikitra andiany « MANOVA » hiasa,
hitarika ireo mpikatroka Vokovokomanga any anaty Rantsana manokana tsirairay
avy. Fanompoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra noho ny taona vaovao;
Fametrahana ireo vina sy tetik’asa miandry ny SVM; Fankasitrahana ireo
komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny SVM; Farahabana ireo Raiamandreny Birao
sy mpandrindra no notanterahana nandritry ny fanamarihana, ary nofaranana
tamin’ny rodorodom-piderana izany .

Vasty

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV