Fanompoampivavahana/Teny Anglisy

FANASANA

Ny Foibe FJKM sy ny Komity mpanomana ny Fanompoam-pivavahana amin’ny teny Anglisy dia manasa ny kristiana FJKM rehetra hiombona amin’ny Fanompoam-pivavahana amin’ny teny Anglisy ,izay hotanterahina ao amin’ny FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo ny Alahady 13 Martsa 2022 amin’ny 3 ora tolakandro .

Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro dia efa hisy ny Antoko Mpihira hanatanteraka hira amin’ny teny Anglisy.

Vontosy Filazantsara i Madagasikara.Filazantsara manova ny tantara

Perikopa 2022

Mey: MANAVAO NY FANAHY MASINA

| | 26. Andro niakarana
Gen 5.18-24/ Lio 24.50-53 / Kol 3.1-11

| | 29. Ala VI man Paska
Sal 104.24-35 / Lio 11.9-13 /2 Tes 2.1-12

Jona: MAMPANJAKA NY FAHEFANY NY TOMPO

| | 05. PENTEKOSTA
Nom 11.16-25 / Jao 20.19-24 / Tit 3.3-7

| | 12. Ala.Trinite- SEKOLY FJKM
2 Tant 20.5-9 / Lio 6.1-5 / 2 Kor 10.1-11

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY