Fifidianana fanavaozana ny Birao Mpiandraikitra Foibe 2021

ANARAN’NY BMF VAO VOAFIDY

Ireto no anaran’ ireo Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe vaovao eto amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara voafidy tany amin’ny Synoda Lehibe faha XIX tany Sambava, hiasa ny taona 2021 hatramin’ny 2025.

Filoha : Dr Irako Andriamahazosoa Ammi, Mpitandrina
Filoha Mpanampy Mpitandrina : Andriamampianina Zaka
Filoha Mpanampy Laika : Razarasoa Timothy
Mpitahirivola : Randrianja Voahangy
Mpanolotsaina Mpitandrina : Rakotobe Rajaomanjato Dodaherisoa
Mpanolotsaina Laika : Andriamamonjisoa Georges Henri.

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV