Jobily volafotsy
Fanasana
Faha- 25 taona màha- Mpitandrina an’Andriamatoa Rakotoarisoa Kaleba mivady sy ny zanany , Filohan’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM. Alahady 18 Jolay 2021, 2ora tolakandro. FJKM Andrainarivo Fahasoàvana.
Tongava Maro.Ilazao ny namana. Ento ambavaka ny fotoana .
Ho Voninahitr’Andriamanitra irery ihany.