Jobily volafotsy / P.Andriamarolahy M.

FANASANA

« Ianao Jehovah Tompo o no ataoko aroko , mba hilaza ny asanao rehetra aho » Sal 73.28b

-Ny FOIBE FJKM

-Ny Toeram-Panomanana Mpitandrina

-Ny Komitin’ny Fankalazana

-Ny Mpitandrina mianakavy

dia faly manasa antsika hiara-misaotra sy hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny

IVON’NY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA

noho ny JOBILY VOLAFOTSY maha-Mpitandrina an’

Andriamatoa ANDRIAMAROLAHY Maminiaina mivady

Daty : Alahady 20 Jiona 2021 , 10 ora

Toerana : FJKM Antanety Fitahiana (SP AA 10 )

Perikopa 2025

Jolay: OLOMBOAANTSO NY MPINO

| | 06. Ala. III man. Trinite
Isa. 45. 1-7 | Lio. 9. 1-6 | 1 Pet. 2. 18-25

| | 13. Ala. IV man. Trinite - S. Tanora Kristiana
1 Sam. 3. 1-9 | Mat. 15. 32-39 | 1 Kor. 1. 18-25

| | 20. Ala. V man. Trinite - S. Fivondronana Laika
Amo. 7. 10-15 | Mar. 10. 46-52 | Gal. 1. 11-17

| | 27. Ala. VI man. Trinite - TPM sy IFRP
Jer. 1. 4-10 | Mar. 3. 13-19 | Rom. 1. 1-7

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY MPIASA FOIBE FJKM 2025