FJKM Ankadimbahoaka

Fiantsoana

Antsoina isika taranaky ny Fiangonana, ny zanaka ampielezana ary ny mpianakavin’ny finoana tsy ankanavaka eto amin’ny FJKM Ankadimbahoaka ho tonga hiara-mivavaka noho ny Alahadin’ny Mpitandrina

RATSIMANDRESY Joseph Andriamparany mianakavy ,

Fotoana iombonantsika hitrotroantsika azy ireo am-bavaka sy hanohanantsika azy ireo amin’ny marika hita maso.

Ny fotoana dia ny Alahady 14 Martsa 2021 ho avy izao , izay hisy fidirana roa : amin’ny 7ora sy 9ora .

« Araka ny hitomboanareo amin’ny zavatra rehetra ,na amin’ny fitiavana anay dia aoka izany koa no hitomboanareo amin’izao fahasoavana izao  » 2kor 8.7

Perikopa 2023

Aprily: NY HERIN'NY FITSANGANAN'NY TOMPO

| | 02. SAMPANDROFIA-Sampana DORKASY
Zef 3.14-20/ Lio 19.29-44/ Apok 7.9-12

| | 06. Alakamisy masina
Sal 41.4-13 / Lio 22.47-53 / 2 Pet 2.11-16

| | 07. Zoma masina
Dan 9.24-27/ Lio 23.39-49 / Rom 5.6-11

FJKM Fahazavana

FJKM ANDAVAMAMBA KRISTY VELONA

26 Martsa 2023