CWM/ Fandaharana asa

Ny Foibe FJKM dia mampahafantatra antsika fa misokatra ankehitriny ny fandraisana fahavononana amin’ ilay Fandaharanasa an’ ny CWM antsoina hoe :

« YOUNG WOMEN ENABLING TRANSFORMATION PROGRAMME »

taona 2020.

Ny 01 ka hatramin’ ny faha-31 Jolay 2020 no hanatontosana izany any Kingston, Jamaique.

Ny vehivavy 24-30 taona , mbola mpitovo no voakasik’ ilay fandaharana asa , izay manome fampiofanana sy fanamafisana traikefa ny vehivavy hananany sehatra hanehoany ny heviny eo anivon’ ny Fiangonana.

Fotoana hanadinana : Alatsinainy 16 Martsa 2020 @ 8 ora maraina ao amin’ ny Foibe FJKM Analakely mamonjy Culte ato amin’ ny Foibe FJKM Analakely.

Mpiadina roa (02) tsara naoty no atolotry ny FJKM any @ CWM , ka ny CWM indray avy eo no manao fifidianana farany ny mpandray anjara.

Afaka manatona ny Foibe FJKM Analakely (Prezidansa FJKM) izay liana sy te hahalala ny antsipiriany momba izany.

Toy izao ny antso misy ny andinindininy :

« We are delighted to inform you that we are now accepting applications for the Young Women Enabling Transformation Programme for 2020The Programme will be held 1st to 31st July in Kingston, Jamaica.

The Young Women Enabling Transformation Programme is a CWM initiative that aims to provide capacity building training for young women, aged 24-30 years old, in doing critical and creative resistance towards patriarchy as well as contribute towards constructive alternatives. Recognizing the lacuna of young women within our ecclesial structures, this Programme is specifically directed towards the building of a collective of young feminist women in our churches.

Through this Programme, the women participants will be able to have a safe and secure space to articulate their oppressions and aspirations; will be provided with the tools of social analysis that would enable them to critically discern the structures of patriarchy and creatively seek alternatives in church and society; and will be offered with the necessary Biblical and theological skills required to transform the patriarchy in our churches”.

Fifandraisana FOIBE FJKM

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV