Fanendrena Mpit.vaovao

FAMPAHAFANTARANA

Araka ny fanapahan-kevitra teo amin’ny fivorian’ny MF06/SLXVIII/24 Aprily – 01 Mey 2019, tao amin’ny CFD Ampandrana, dia indro atolotra antsika ny fanendrena ireo Mpiomana ho Mpitandrina izay hirahina ny volana Jolay ho avy izao.

1 ANDRIAMANANTENA Sambatra
Hasinavalona, mivady
SP AFOVOANY ATSINANANA
SP 17
2
ANDRIAMBOAVONJY Jean Paul,
mivady
SP ANTANANARIVO ATSINANANA SP 12
3 ANDRIAMBOLOLONIAINA
Fanomezantsoa Jacques, mivady
SP AFOVOANY ATSINANANA
SP 02
4 ANDRIAMISAINA Niriantsoa
Herimanana, mivady
SP ANDRONA ATSINANANA MIARAMIFOHA SP 08
5 ANDRIAMPENOMANANA Solofo
José, mivady
SP MANDRIDRANO MPIAMBINA SOAVINANDRIANA ITASY
SP 29
6 ANDRIANAMELASOA Benjamina, mivady SP IARIVO AVARADRANO 19
7 ANDRIANONIMIADANA Dina Volanirina SP MANDRIDRANO MPIAMBINA SOAVINANDRINA ITASY SP 29
8 ANDRIATSARAFARA Mamy
Henikaja, mivady
SP AFOVOANY ANDREFANA SP 01
9 HARISOLO Victorien, mivady SP MIRAY FARITRA ANTONGIL SP 28
10 IANDRIARIVONY Thomas Joseph, mivady SP ATSIMON’IARIVO MIRAY SP 15
11 JAONIAINA Christian Fernand
Jaonary, mivady
SP ANTANANARIVO ATSINANANA SP 12
12 MIARILALANANDRASANA Fredo Gabriel, mivady SP VONIZONGO VAVOLOMBELONA SP 35
13 NAVALONA Saïda Harifera SP MATSIATRASOA SP 25
14 NIRINARIVELO Ando
Fanomezana, mivady
SP ATSIMON’IARIVO MIRAY SP 15
15 NY ANDRY Felamanitra Vololona Hell-Bovel, mivady SP AFOVOANY ANDREFANA SP 01
16 RABARIKOTO MioraMamiharisoa SP KRISTY FIHAVANANTSIKA AVARATRA ATSINANANA SP 16
17 RABARISON Fidiarilala, mivady SP MIARINARIVO FAHAZAVANA SP 27
18 RABENIAINA Herilanjanavalona Ratsimba, mivady PE MANDABE SP FAHAZAVAN’ATSIMO ANDREFANA SP 36
19 RADIMBIARISOA Albert,
mivady
SP ANDREFANA ATSIMON’ANKARATRA MIARADIA SP 08
20 RAFANOMEZANTSOA Hambinina Harinoro, mivady SP MATSIATRASOA SP 25
21 22 RAJAONARISON Stemo sy RAZAFINDRAKOTO Hobinirina Harisoa SP ANTANANARIVO ATSINANANA SP 12
23 RAJERIARIMANANA Mauriean
Angelys, mivady
SP MANGORO MORAMANGA SP 24
24 RAKOTOARIVELO Sitraka
Valisoa
SP ANDREFANA ATSIMON’
ANKARATRA MIARADIA SP 08
25 RAKOTOMALALA Navalona
Irène, mivady
SP TSIROANOMANDIDY SP 34
26 RAKOTOZAFY Volafinaritra
Alpha, mivady
SP AMORON’IMANIA
AMBOSITRA SP 06
27 RAKOTOMANGA Toky Olijaona, mivady SP ATSIMO ATSINANANA
SP 14
28 RAKOTONDRABE Christian
Alphonse Harilanto, mivady
PE ANTSALOVA SP BEMARAHA SP 21
29 RAKOTONDRAINIBE Tinasoa
Benjamin, mivady
SP ANTANANARIVO
ANDREFANA SP 10
30 RAKOTONDRAMANANA
Benjamina
SP ATSINANAN’ANKARATRA
FAHAZAVANA SP 38
31 RAKOTONIAINA Jean Olivier,
mivady
SP ANDRONA ATSINANANA MIARA MIFOHA SP 17
32 RAKOTONOELIMANANA
Herintsoa Andrianina
PE ANDRANOMAVO SP BOINA VAOVAO SP 17
33 RAMAMINEKENA Malala
Nasolonirina, mivady
SP ATSIMON’IARIVO MIRAY
SP 15
34 RAMANDIMBISOA Narindra
Harisoa, mivady
SP MANDRIDRANO MPIAMBINA SOAVINANDRIANA ITASY
SP 29
35
RANAIVOSOLO Rasamimanana Joel
SP ATSINANA’ANKARATRA FAHAZAVANA SP38
36 RANDRIAMALALA Edmond,
mivady
SP ANTANANARIVO ATSIMO SP 11
37 RANDRIAMBAO Nomenjanahary Tojoniaina, mivady SP FARITANY VOALOHANY ANTSIRANANA SP 18
38 RANDRIANANTENAINA Etienne, mivady SP MANGORO MORAMANGA
SP 24
39 RANDRIANARIVO Radoson
Harilala, mivady
SP ANDREFANA ATSIMON’ANKARATRA MIARADIA SP 08
40 RANDRIANIAINA Marozoky
mivady
SP BOINA VAOVAO SP 17
41 RANDRIANOMENJANAHARY
Fanomezantsoa, mivady
SP ALAOTRA CHROME SP 03
42 43 RANDRIARIMANANA Jaona Sitraka sy RAHARILALAINA
Tianasoa Angeline
SP TSIROANOMANDIDY SP 34
44 RANDRIATSRAFARA Mamy
Tiana Jean Patrick, mivady
SP ATSIMON’IARIVO MIRAY
SP 15
45 RATOLOJANAHARY Jean-Chrys, mivady SP IARIVO AVARADRANO SP 19
46 RATSARAFIAVY Vonimalala Haingonantenaina, mivady SP AFOVOANY ANDREFANA
SP 01
47 RATSIMISETA RojoNirainy,
mivady
SP ANDRONA ATSINANANA MIARA-MIFOHA SP 09
48 RAVALIMAHERY Vololontsoa Misaharimanana, mivady SP AMBATONDRAZAKA
VAOVAO SP 05
49 RAVELOJAONA Mamison
Nomena, mivady
SP BOINA VAOVAO SP 17
50 RAVELOTSARAFARA Rivo
Mampionona
SP MANANARA FIRAISANA
SP 22

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV