SP 20 / PS 20T maha Mpit.

FANASANA

« Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy, ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko » 1 Kor 15.10

-Ny Foibe FJKM

-Ny Synodamparitany MAEVATSARA

-Ny President Synodal

-Ny Birao

-Ny Mpihevidraharaha sy ny Komity lehibe

Ny Komitin’ny Fankalazana

Dia faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiara-hanome Voninahitra an’ Andriamanitra sy hifanotrona noho ny faha-20Taona maha-Mpitandrina an’ Andriamatoa :

RAKOTONDRAMIARINA Gilbert mivady ,

Président Synodal MAEVATSARA

Izany dia hotanterahina ny

Alahady 21 Jolay 2019 ,

FJKM PENIELA MAEVATANANA ,

9ora maraina .

Maniry ny hitrotroantsika amam-bavaka ireo mpanompon’ Andriamanitra ireo sy ny fotoana manontolo ho Voninahitr’ Andriamanitra .

Perikopa

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17