Oniversity Ravelojaona / Pré-inscription

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

“ Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” (2 Tim. 1 : 8 a)

ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA

“Dia hataon’I Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony” ( Deot 28: 13)

Tél: 034 02 510 49 / 032 29 699 73 / 033 04 046 28 e-mail: utfjkmravelojaona@gmail.com

FILAZANA

Misokatra ny Pré-inscription amin’ny amin’ny fidirana hianatra ao amin’ny Oniversity FJKM Ravelojaona Ampandrana.

Ireto avy ny Sampampianarana:

Domaine: ART, Lettres et Sciences Humaines

Mention: Sciences du Tourisme,

 Domaine: Sciences de la Societé

Mention: Sciences de Gestion, Droit

 Domaine : Sciences de l’Ingénieur

Mention: Génie Civil et Industriel,

Sciences Agronomiques

 Domaine: Sciences et Technologies.

Mention: Sciences de la Communication

Sciences de l’Informatique

 Domaine: Sciences de l’Education

Mention : Langue et Lettres Anglaises

Ny daty ny Pré-inscription dia manomboka ny 01 Novambra 2018 ka hatramin’ny 30 Novambra 2018.

 Ny antonta – taratasy amin’ny Pré-inscription dia:

 Taratasy fangatahana amin’ny anaran’ny “Recteur-n’ ny Oniversity”.

 Dika mitovy ny Naoty tamin’ny Bakalorea.

 Taratasy fandrotsahana vola tamin’ny BOA vola roa alina Ariary

     FJKM ONI BOA 1 100 111 013 773

 Valopy misy adiresy mazava ary misy hajia.

Tanterahin’ny Mpampianatra ny “Teste de niveau » ny 03 Desambra 2018.Manomboka ny Alarobia 05 Desambra ny  Inscription : 120.000 Ar.

Ny saram-pianarana dia mirary nefa avo lenta ny fampianarana ka natao ho 700.000 Ar isan-taona.

Ny Alatsinainy 7 Janoary 2019 : Fanombohan’ny taom-pianarana.

Ny Toerana misy ny Sekoly : GILPIN AMPANDRANA.

Raha mila fanazavana dia manatona mivantana ety amin’ny Oniversity na miantso ny laharana 03304 046 28 na 034 69 777 22.

“Dia hataon’i Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony” ( Deot 28:13)

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV