FJKM Ambohimamory Malala Orimbato / 150T

MIATRIKA NY FAHA 150 TAONA, MIZOTRA NY ASA

“ ………Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.” Apokalypsy 21 /5

Isaorana  an’Andriamanitra fa mizotra araka ny tokony ho izy ny asa fanitarana ny trano fiangonana ho tsangambaton’ny faha 150 taona ny fiangonana FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Vita ny  fototra atsinanana ary hiroso amin’ny fananganana ny rindrina afaka fotoana fohy. Ao anatin’izany koa anefa dia hotanterahana ny fiadiana ny fototra any amin’ny lafiny andrefana raha sitrapon’ny Tompo.  Koa manoloana izany asa goavana izany, dia tsara ny mampahatsiahy ny zava-bitan’ireo Ray aman-dreny teo aloha amin’ny alalan’ireto “Daty Tsara Ho Fitadidy” manaraka ireto (nalaina tamin’ ny Boky nosoratan’Atoa RAZANADEVA Arthur, Mpitandrina ny 14 Juillet 1969) :

1869 :

1874 :

1884 :

1890 :

5,6 Août 1893 :

31 Juillet 1905 :

7 Avril 1908 :

26 Octobre 1913 :

1921:

12 Août 1928 :

1935 :

1943 :

1959 :

20 Novembre 1963 :

1er Mars 1969 :

17 Mai 1969 :

12 Mai 1900 :

1946 :

12 Juin 1966 :

Trano Fiangonana Voalohany

Trano Fiangonana Faharoa

Dabilio

Trano Fiangonana Fahatelo

Fitokanana ny Trano Fiangonana Fahatelo,

Lakolosy

Harmonia Organ

Fitokanana ny rihina manodidina

Ngorodona

Fitokanana ny polipitra

Tafo fanitso

Trano fisainana tsy nisy rihana

Jiro (Electricité)

Fanamafisam-peo (Sonorisation)

Trano fisainana misy rihana

Orgue “HAMMOND”

Nitokana ny Trano Sekoly Voalohany

Trano Sekoly nanampy ilay efa nisy

Fitokanana ilay trano Sekoly faha-telo Lehibe.

 

. “ Kanefa ireo zava-tsoa voarakitra ho tantara dia harena sarobidy mampiseho ny fitiavan’Andriamanitra ity Firenena ity ha nanatanterahany ny famonjena amin’ny taranaka mifandimby”.

Manoloana ny zava-bitan’ ireo Ray aman-dreny, dia entanina ny ZANAKY ny faha 150 taona hitondra ny anjara birikiny amin’izao asa omen’ny Tompo ho tanterahana izao.

Rtoa RAHARINJATO Herisoa

Filohan’ny Sampana Sekoly Alahady

Komity faha 150 Taona

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV