AUMONERIE FOIBE FJKM/ Tolo-tànana

« Koa aza menatra ny  ho vavolombelon’ny Tompontsika « 2 Tim 1.8a

« Araka  izay efa nataonareo tamin’ny anankiray  aminireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko » Mat 25.40

 

ANTSAMPAMONJENA 

Tolo-tànana  ho amin’ny asan’ny Aumônerie FOIBE 

Alahady 24 Jiona 2018 ao amin’ny Kianjan’ Anosivavaka, miaraka amin’ireto Tarika ireto :

-Orimbaton’i Kristy Aumônerie HUJRA

-Miantsa Fy

-Gadhona Artistika

-Fikambanana Fanilo sy Fahazavana Manarintsoa Finoana

-Trompetra Iraisan’Andraisoro

Tsy  misy vidimpidirana  fa valopy fanohanana no alaina ao amin’ny FOIBE FJKM, varavarana 202, na eny an-toerana mandritra ny  fampisehoana.

Perikopa 2025

Mey: MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA

| | 11. Ala. III man. Paska - S. Lehilahy Kristiana
Zak. 4. 1-7 | Mar. 13. 9-11 | 1 Pet. 1. 10-12

| | 18. Ala. IV man. Paska - Mpiasa Foibe FJKM
2Sam. 23. 1-7 | Mat. 12. 22-30 | 1 Kor. 12. 1-11

| | 25. Ala. V man. Paska - Alahady FFPM
Mik. 3. 5-8 | Jao. 16. 12-15 | 2 Kor. 3. 12-18

Jona: AN'NY TOMPO NY FAHEFANA

| | 01. Ala. VI man. Paska
2 Tan.25. 1-12 | Mat.10. 26-31 | Jak.4. 11-17