PS-SP 12 / 10 T

FANASANA 

-Ny Foibe  FJKM

-Ny Synodamparitany  Antananarivo Atsinanana

-Ny Komitin’ny fankalazana

dia faly  manasa  anareo  hiara-hidera sy hanome voninahitra  an’ Andriamanitra  amin’ny Fanompoampivavahana  fankalazana  ny faha-folo taonan’ny fiaraha- miasan’ny

SP Antananarivo Atsinanana sy ny Prezidà Synodaly
Andriamatoa RABENANTOANINA Philibert , Mpitandrina mianakavy

Izany dia hatao ny Alakamisy 14 Desambra 2017 amin’ny 9 ora sy sasany maraina , ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba

« Jehovah Tompoko  no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy » Isaia 12.26

Perikopa 2025

Jona: AN'NY TOMPO NY FAHEFANA

| | 01. Ala. VI man. Paska
2 Tan.25. 1-12 | Mat.10. 26-31 | Jak.4. 11-17

| | 08. PENTEKOSTA - Sekoly FJKM
Ezekiela 39. 25-29 | Jaona 15, 26-27 | Asan'ny Apostoly 2, 14-21

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY MPIASA FOIBE FJKM 2025