VKMM Atsimondrano / 30 taona
VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA
FANASANA
« Minoa an’i Jesoa Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao »
Asa 16.31
Ny Birao sy ny Mpikambana rehetra ao amin’ny « Vehivavy Kristiana Mpiara-mivavaka » Atsimondrano Andrefana , dia faly manasa anao (anareo) hanotrona ny Fanompoampivavahana hankalazana an’ Andriamanitra noho ny nahatratrarana ny faha- 30 taona nijoroan’ny Fikambanana.
Daty : Alahady 24 Septambra 2017 , 2 ora tolakandro
Toerana : EKAR Masimbavy Cécile Tangaina
Aoka hifampilaza . Ento ambavaka ny fotoana .