Vehivavy Mpitandrina FJKM / Mpitarika mahomby.
FIOFANANA
Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina
Prix Sylvia Michel
14-17 Septambra 2017
Tabita Ampandrana
Alakamisy 14 Septambra 2017
–Ny vehivavy sy ny traikefany (Rtoa Rakotondralambo Vololomanitra)
–Ny fahaiza-mitarika sy ny fahaizana mandamina fotoana (Rtoa Ravaozanany Noro)
Zoma 15 Septambra 2017
–Ny vehivavy sy ny kolotsaina ( Rakotobe Rajaomanjato, Mpitandrina sy Rakotonavalona Maholy, Mpitandrina)
–Ny vehivavy sy ny Teolojia (Dr Rabarijaona Brigitte , Mpitandrina)
–Ny vehivavy miatrika ny fiaraha-monina sy ny fiangonana (Rtoa Andry Nirina Velosoa, Rtoa Andriamamonjiarison Noro , Dr Randriamampionona Alfred, Mpitandrina )