• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

SP 12 /FJKM  Peniela Fahazavana

TAFIKA MASINA GROUPE FAMONJENA VM.M  NANDIHIZANKELY Nanatanteraka Tafika Masina tany amin’ny FJKM Peniela Fahazavana Nandihizankely akaikin’Ambanitsena SPAA 12 ny fikambanana…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

FJKM Rasalama Ambohipotsy / Fetin’ny Batisa

Fetin’ny Batisa no nanamarihana ny Paska 2018 Tamin’ny Alahadin’ny Paska teo dia zaza miisa 26 mianadahy no nandray ny Sakramentan’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

SP AA11 / F. Katekomena 2018.

FIHAONAMBEN’NY KATEKOMENA         Tontosa  soamantsara  ny  fihaonamben’ny  katekomena  teto  amin’ny  synodam-paritany  Antananarivo  Atsimo  ny  Alakamisy  29  martsa  2018  lasa  teo …

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Jobily fisotrondronono/ P. Ramarosahanina A.

FJKM MALAZA FAHAZAVANA  JOBILY FISOTRONDRONONO NY MPITANDRINA RAMAROSAHANINA ANDRIANIRINA MIVADY   Notanterahina tao amin’ ny FJKM MALAZA FAHAZAVANA (SP 11)…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FJKM Ambodihady vaovao (SP 10)

SAMPANDROFIA ANKALAMANJANA Mikarakara fitoriana filazantsara ankalamanjana lehibe ny FJKM Ambodihady Vaovao, izay tarihin’ny Mpitandrina  RAVELOSON Mamy, sy ny fiangonana manontolo.…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Misionera tany ANDRANOHILAHY ( Toliara II)

Ny dian’ny misionera tany Andranohinaly – Toliara II Ny vavaka no nampilatsaka indray ny orana Misionera 3 mianadahy no niantafika…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Fandalinam-pinoana / Famonoana olona ???

MAMONO OLONA : BIBLIKA FA TSY KRISTIANA Fotoana iresahana ny Fampihavanana Malagasy ankehitriny. Efa tsy zava-baovao amin’ny samy Malagasy izany mihavana…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FOIBE FJKM / Fisintonana Taombaovao 2018.

FITSANGATSANGANAN’NY MPIASAN’ NY FOIBE FJKM 2018. CAFE D’AMPASIMBE Toy ny fanao isantaona dia nifamotoana ny fianakaviamben’ny FOIBE FJKM ny Sabotsy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP11 / FJKM Ankadimbahoaka

Alahadin’ny Mpitandrina Alahady 11 Martsa 2018 Antsoina ny zanaky ny FJKM Ankadimbahoaka  ho tonga hiombompo amam-panahy amin’ny Fanompoampivavahana noho ny …

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fihaonamben’ny Diakona 2018.

DATY FIHAONAMBE DIAKONA TALATA 2 – ALAKAMISY 4 OKTOBRA 2018 *********************     IVONTOERANA AMBOSITRA   IVONTOERANA VATOMANDRY   IVONTOERANA…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.