Fanokafana ny Taom-piasana 2018 .
FANDAMINANA SAMIHAFA Toy ny fanao isan-taona raha sitrapon’Andriamanitra dia ho tanterahina eo amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka…
FANDAMINANA SAMIHAFA Toy ny fanao isan-taona raha sitrapon’Andriamanitra dia ho tanterahina eo amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka…
FILAZANA Ilazana ianao mpamaky, fa ny laharana 873 no farany amin’ny gazety Marturia Vavolombelona amin’ity taona 2017 ity. Ny Alakamisy…
Vavolombelon’ny fitiavany ny Tompo. Ny perikopa amin’ny Alahady faha 17 sy 24 desambra 2017 no atolotra eto. Amin’izany dia tsy…
SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM Notokanana ny Rihan’ny Trano Tsangambaton’ny faha-35 taona Notontosaina ny Alakamisy 30 Novambra lasa teo ny Rihan’ny…
Hoy ny voasoratra ao amin’ny Hebreo 3, 13 : «fa mifananara isan’andro, raha mbola atao hoe « Anio »; fandrao hisy aminareo ho…
Synodamparitany Antananarivo Atsimo Aumônerie Protestante CHU Fenoarivo « Fa asany isika , voaforona tao amin’i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara …
FANASANA -Ny Foibe FJKM -Ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana -Ny Komitin’ny fankalazana dia faly manasa anareo hiara-hidera sy hanome voninahitra an’…
FANASANA faha- 500Taonan’ny Reformasiona sy 150 Taona FLM Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 500 taonan’ny REFORMASIONA sy ny faha-…
FJKM RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSYMiaina ny taon-jobily faha-150 taona Miditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona ny fiangonana ankehitriny ireo kristiana…
Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino Ny Perikopa voalahatra amin’ny Alahady roa farany, volana Novambra 2017 mialohan’ny hidiran’ny Fiangonana amin’ny…