Departemantan’ny SEKOLY / Fiofanana

Fanofanana Mpanabe Akaninjaza  2018.

« Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a

Daty :27 Aogositra 2018-07 Septambra 2018

Toerana : Sekoly FJKM RASALAMA  (Niv 1)

Fara-fisoratana anarana: 24 Aogositra 2018 , Porte 214  Foibe FJKM Analakely .

Antontan -taratasy ilaina : Copie 1,Photocopie Diplôme certifié, CIN certifié

Saram-pisoratana : eo am-pisoratana anarana

Ireo fitaovana ampiasaina : raisina eo am-pisoratana anarana

Fanamarihana:

Ity fiofanana ity dia natao ho an’ny Talen-tsekoly sy ny mpampianatra  amperinasa rehetra sy izay maniry ny hanao izany .

Hisy ny fanolorana « certificat » aorian’ny fiofanana.

Ny Foibe Fitondran-tSekoly FJKM

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV