AFIFAB/ Fitokanana Pylône

SEKRETARIA JENERALY

ASA FIFANDRAISANA SY FAMPAHALALAMBAOVAO

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a

FANASANA

Ny Foibe FJKM, ny Komity AFIFAB , Ny Tale sy ny Mpiara-miasa AFIFAB – FJKM dia faly  manasa anareo ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana ho fanomezam-boninahitra  an’ Andriamanitra amin’ny Fitokanana ny   « PYLONE an’ny FJKM » ,HO FANAPARIAHANA  ny Radio Fahazavana any AMBOHIBE ILAFY  ny Sabotsy  21 Aprily  2018 , amin’ny 10 ora maraina .

Tongava maro .

Ffandraisana : 034 81 244 34 / 033 07 933 38

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

Jona: MIARO NY OLONY NY TOMPO

| | 02. Ala. I man. Trinite
Salamo 44. 1–8 | Matio 12. 1–8 | 2Timoty 4. 16–18

| | 09. Ala. Il man. Trinite – SEKOLY FJKM
Ohabolana 22. 17–23 | Jaona 6. 34–40 | Efesiana 4. 11–16

FJKM Fahazavana

ANDRO NIAKARANA – 09 May 2024

SP ATSINANAN’ANKARATRA FAHAZAVANA (38)

Production FTV