RABEHATONINA James /Jobily fisotroan-dronono

FANASANA

JOBILY FISOTROAN-DRONONO

an’Andriamatoa

 

RABEHATONINA James, Mpitandrina Mivady

FILOHAN’NY SE.FA.LA. FOIBE FJKM

MANASA ANTSIKA KRISTIANA REHETRA INDRINDRA FA IANAREOMPIANATRA SEFALA; IANAREO EFA NAVOAKA MPITORITENY SY MPIANDRY ARY KATEKISTA HIARA-HIFANOTRONA AMIN’IZANY.

  • DATY : SABOTSY 10 MARTSA 2018
  • ORA                  :  9 ora sy sasany maraina
  • TOERANA        :  FJKM ISOTRY FITIAVANA
  • MITARIKA :  SE.FA.LA. FOIBE
  • MITORITENY :  FOIBE FJKM
  • FANOMEZANA : MANATONA NY VARAVARANA FAHA 607 (Rihana faha 6)

AFAKA  MANDRAY NY VALOPY IANAREO IZAY MBOLA TSY NAHAZO .  TONGAVA MARO HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA !

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV