SAMPATI / Fihaonambe 2017
FAMPAHAFANTARANA FIHAONAM-BE SAMPATI FJKM 2017 Araka ny fantatsika notapahin’ny Zaikabe dia ho tanterahina any amin”ny SYNODAMPARITANY MANANJARY PANGALANES ny FIHAONAMBE…
FAMPAHAFANTARANA FIHAONAM-BE SAMPATI FJKM 2017 Araka ny fantatsika notapahin’ny Zaikabe dia ho tanterahina any amin”ny SYNODAMPARITANY MANANJARY PANGALANES ny FIHAONAMBE…
FOIBE FITONDRANTSEKOLY FJKM FIHAONAMBEN’NY TALENTSEKOLY « Talentsekoly FJKM mijoro vavolombelon’i Jesoa Kristy » LP FJKM AMBATOMANGA 09-10-11 AOGOSITRA 2017 FANDAHARAM-POTOANA …
FILAZANA FIFANINANANA HIRA FANEVA SY LOGO Noho ny JOBILY faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona nidiran’ny Misionera…
SAMPANA DORKASY FJKM. » Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) « Fa Izy no fihavanantsika » (Efe 2.14)…
Miara-miasa amin’ny tetikasa MAHAY Nitombo iray ny birao eo anivon’ny Foibe FJKM-trano Ifanomezantsoa Analakely. Notokanana ny Zoma 17 Febroary…
RAHA TE HO MPITARIKA KRISTIANA Misy Mpitarika samihafa amin’ny sehatra maro. Eo ny mpitarika orinasa, eo ny mpitarika fikambanana tsotra…
Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo Ny perikopa amin’ny Alahady roa farany amin’ity volana febroary ity no iarahana mijery eto. Izany…
Ny Fitandremana Hilaza ny efa iaraha-mahita raha hanoratra ny amin’ny Fitandremana etoana. Ny Fitandremana no ambaratongan-drafitra fototra ato amin’ny…
PERIKOPA HERINANDRO FIARAHA-MIVAVAKA Mba hisian’ny tena fiombonana dia nokendrena ho voarafitra ao anatin’ity perikopa ity na ny perikopa nalahatry ny…
NY FAMPANDROSOANA ATAON’NY KRISTIANA Efa mandroso ary lasa lavitra kokoa ankehitriny ny fampandrosoana ataon’ny Fiangonana sy ny Kristiana. Fa izay…