FANIRAHANA MPIASA 2017 .
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika…hianareo no fahazavan’izao tontolo izao » 2 Tim 1.8a ; Mat 5.14a FANASANA Ny Foibe FJKM…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika…hianareo no fahazavan’izao tontolo izao » 2 Tim 1.8a ; Mat 5.14a FANASANA Ny Foibe FJKM…
MANAIKY HO VAVOLOMBELON’ NY TOMPO NY IRANY Alahady 16 Jolay 2017 Alahadin’ ny Sampana Fivondronana Laika Foibe FJKM Hira…
FANDAHARANA ALAHADY STK FJKM « Tanora Kristiana iraky ny Tompo manaiky ho vavolombelony» (Litorjia amin’ny endriny faharoa) Fidirana : Hira…
FANASANA -Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM -Ny « Oniversity Ravelojaona » dia faly manasa antsika hanatrika ny Fanompoampivavahana fanokafana ny Oniversity FJKM…
FILAZANA SY FIANTSOANA « Manamasina azy amin’ny fahamarinana , ny teninao no fahamarinana » Jaona 17.17 Antsoina ny taranaky ny FJKM…
TARI-DALANA MOMBA NY ASAN’NY AUMÔNERIE Ny atao hoe « Aumônerie » Seha-panompoana iray, hanaovana fitaizam-panahy sy fiantrana any amina sehatr’asa…
« Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao « Apo 14.13b Nodimandry Ramatoa RAVAOARIVELO Aimée Lalao , Loholona…
Ny « Céleri » sy ny zava-tsoa entiny ara-pahasalamana Fahagola, na ny marimarina kokoa dia nanamarika ny andro fahazazana tokoa ny fofona…
Manaiky ho vavolombelon’ny Tompo ny irany Migadona indray ity ny volana fahafito amin’izao taona 2017 izao. Volana hibanjinan’ny Fiangonana ny…
Ny fanambadiana kristiana Andry iray lehibe izay mandrafitra ny vahoakan’Andriamanitra ny “ankohonana Kristiana”. Hatrany amin’ny andron’ny testamenta Taloha no nifidy…