Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM 2019.
Hanamarika ny Alahadiny ny 17 Febroary izao Misy ny andro Alahady iray isan-taona atokana ho an’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM.…
Hanamarika ny Alahadiny ny 17 Febroary izao Misy ny andro Alahady iray isan-taona atokana ho an’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM.…
SP ANTANANARIVO ATSINANANA « Ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen 12.2b Ny Mpitandrina mivady , ny Biraom-piangonana, ny Komity ary ny…
Ny FOIBE FJKM dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana hanatanteraka Fambolenkazo ny Sabotsy 09 Janoary 2019 , eny ANKAZOBE . Ny fiaingana dia…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (FJKM) Nitondra am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2019 Tontosa ny Alahady 20…
ny MPITANDRINA ANDRIAMAMPIANINA ZAKA HARY MASY Biraon’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM « Ary raha mijaly ny anankiray amin’ny momba ny tena dia…
Fampahatsiahivana Ny FJKM dia Fiangonana « Réformé », protestanta, teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana (Réforme) niseho tany Eoropa 500 taona lasa izay. I…
HAFATRA Ho fiomanantsika STK FJKM @’ Fanompoampivavahana Fanokafana ny Taompiasana Alahady 20 Janoary 2019 ,dia ireto ireo HIRA ataontsika @io…
L JAN MAHATAHOTRA ANDRIAMANITRA TOMPO FEBROARY MITONDRA TENY SOA MAHAFALY MARTSA MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO APRILY HAZONY NY FAMONJEN’NY…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika ianao na amiko izay mpifatony « . 2 Tim 1.8a « Ary indro Aho momba…
Ho an‘ny Mpitandrina sy Fiangonana ary ny Sampana Vondrona Fototra Laika rehetra Antananarivo renivohitra sy ny manodidina Antony : Fanompoampivavahana taombaovaon’ny…