DATY SADY FANASANA

1-Alahady 06 Janoary 2019 : Fifamindram-pahefana  avy amin’ny  Filohan’ny FLM  ho an’ny Filohan’ny FJKM   amin’ny fitantanana ny Fiombonan’ny Fiangonana  Protestanta  eto…

FJKM -ARM/ Fiaraha-mivavaka

Fivoriambe Fiaraha-mivavaka Ny  Fiangonana  rehetra   eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina ( FJKM-ARM) isan-taona dia manatanteraka fiaraha-mivavaka ho fanehoana ny…

Perikopa Janoary 2019.

LOHAHEVITRA  PERIKOPA  / JANOARY 2019 Mahatahotra Andriamanitra Tompo 06 Ala.Epifania Eks 20.18-21 Mat10.26-33 Asa 9.26-31 13 Ala.I man Epifania 1Sam11.5-10 Lio23.39-43…

Alahadin’ny SEFALA 2018.

SEKOLY FANOMANANA LAIKA FOIBE (SE.FA.LA.) « Ataovy mpianatra ny firenena rehetra.» (Mat.28:19) FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADIN’ NY SEFALA ALAHADY 30 Desambra 2018…