Alakamisy 28 Oktobra 2021

I Jaona 5. 1 – 9

Ity Epistily ity dia miresaka ny amin’ny fifamatoran’ny finoana sy ny fitiavana ary i Kristy. Misongadina eto fa ny maha- Zanak’Andriamanitra dia :

1- Ny finoana fa i Jesoa no Kristy ( Mesia )

« Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy dia naterak’Andriamanitra » hoy i Jaona eto, izany hoe : tena singa fototra ny finoana an’i Jesoa ho Kristy, io no mila tsindriana tsara satria maro ny antokom-pivavahana milaza fa mino an’i Jesoa, nefa milaza Azy ho anankiray amin’ireo mpaminany lehibe teo amin’ny tantara fotsiny (Silamo) fa tsy manaiky azy ho Mesia na Kristy izay voahosotra hamonjy izao tontolo izao ( Jodaisma). Ao koa ireo mihevitra Azy ho olombelona irakiraka fotsiny fa tsy mpamonjy ( vavolombelon’I Jehovah). Ianao kosa taomina hino fa i Jesoa no hany Mpamonjy voahosotra.

2- Ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana

«  Ary izay rehetra tia izay niteraka dia tia izay naterany koa« , fitiavana mifamatotra amin’ny finoana voalaza teo ny fitiavana voaresaka eto. Izany hoe : izay mino an’i Jesoa no manam-pitiavana an’Andriamanitra ary manam-pitiavana ny namana ihany koa. Noho izany izay milaza fa mino nefa mankahala dia mpandainga , ary izay milaza fa tia nefa tsy mino dia fitiavana mitady tombotsoa ihany izany.

3- Ny fandresena izao tontolo izao

Ny hoe : « maharesy izao tontolo izao » dia hoe : tsy voafatotry ny nofo na andevozin’ny fahotana intsony, satria olom-baovao ary manana ny fiainana mandrakizay ao aminy sahady, tsy miraika na mirona amin’ny rendrarendra.

Fanontaniana :

Aiza ho aiza izao ny toerana misy anao raha ireo mari-drefy ireo no jerena ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

SP MIARINARIVO FAHAZAVANA (27)

Lot: A.X.6. Antanisoa. 117. Miarinarivo

Tel: 033 02 635 03

spmiarinarivofahazavana@gmail.com

Biraon’ny SP

FPS : RAZAFINTSALAMA Paul-0330263503

FM1 : RAZAFIMAHALEO Rowlands Peter, Mpit, 034 69 669 40

FM2 : RANDRIANARISOA Robinson, Diak. 032 64 219 76

MSF : RANDRIAMBAHALISOA Bernard, Mpt 034 95 370 16

MSV : RANDRIANATORO Armand, diakona, 034 16 647 90

MPV : RANDRIANIRINA Harimbola Sylvain, Diak., 034 69 010 95

MLS : RAKOTOMBOLA Jean Marc, Mpit, 033 13 112 60

Mpampiasa CNaPS Matricule N° : 950 678

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana MPItandrina

Filoha : RASAMIMANANA Mino Andriampenosoa, 033 85 286 89

Filoha mpanampy : RAZANAJATOVO Fanomezantsoa Jaona, Mpit, 032 51 616 21

Mpitantsoratra : RAZAFINDRATSMBA Norosoa Lalao, Mpit, 033 17 321 72

Mpikambana : RASOAMAMPIONONA Jeanne, Mpit, 033 21 091 30

ANDRIANASOLO Mirantsoa Harivelo,

 034 15 609 02

IHASINA RAZAFINDRAKOTO Jaona,

033 12 778 87

An-tratra :

RANDRIAMBOLOLONIAINA Laurent Jules,

RAKOTOVAO Jean Claude, 034 15 317 72

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana FIangonana

Filoha : RANDRIAMIANDRISOA Jean Robin, diakona, 032 66 427 65

Filoha mpanampy : RANDRIANOBINA Herimalaza, Mpit, 034 03 029 18

Mpitantsoratra:

RAVOSON Pierre Michel, 034 15 063 65

Mpikambana:

RANDRIAMORA Philibert

RAKOTOARINELINA Jeremy

RANDRIANARISOA Didier

RAKOTONDRAMIALY Vonimboahirana Fanantenana Mpit

RAVOLOLONIRINA Hanitrinirainy Mpit

RAZAFINDRATSIMA Mamy Nirina Désiré, Mpit

RAKOTOARISOA Mamitiana Olivier, Mpit

An-tratra:

RANDRIANARISOA Sendra Mahefa

RADIARISON Célestin

RASOAMIFIDY Mandaniaina, Mpit

ANDRIARIMANANA Yollande, Mpit

SAF/FJKM

RAHARILALAO Léa Irène Disp ISALAMA Andolofotsy 033 08 392 12

Dr RAVOSON Pierre Michel, Disp ISALAMA Sanganoro, 034 15 063 65      

Ireo Mpitandrina sy ny Fitandremana Entiny

RALAMBOMIARANA Niry Haja : Ambalavato Vaovao 033 17 602 67

RAVELOTSEHENO Feno : Ambatolampy Ifanja 032 62 670 21

RAKOTOVAO Jean Claude : Ambatomanjaka 3 F 034 15 317 72

RABARISON Fidiarilala : Ambatomisangy Fitiavana 034 43 922 01

ANDRIANASOLO Mirantsoa Harivelo : Ambohimirary Faharetana
034 15 609 02

RANDRIANJAFY Valiarisoa Laurent : Amparibohitra Fitahiana 034 43 321 45

RAZAFINDRATSIBA Norosoa LalaoAmpefy Ifanja 033 17 321 72

RASAMIMANANA Mino Andriampenosoa : Analavory Fitiavana 033 85 286 89

RAZAFINDRATSIMA Mamy Nirina Desiré : Andolofotsy Fitahiana 033 08 774 34

RAKOTONDRAMIALY Vonimboahirana Fanantenana : Ankorondrano
033 12 778 87

RAZANAJATOVO Fanomezantsoa Jaona : Ankotrabe 032 51 616 21

IHASINA RAZAFINDRAKOTO Jaona : Avaradalana 033 12 778 87

RAMBELOARIHAJA Farasoa : Bedasy Fanavaozana 032 41 891 87

RANDRIAMBAHALISOA Bernard : Fenoarivobe Fahasoavana
033 32 869 93

ANDRIANJAFY Nalisoa Ezekiela Manoa : Firavahana Fehizoro 034 51 671 00

RASOAMIFIDY Mandaniaina : Firavahana Fitiavana 034 51 671 00

VOLASANA Stéphanie Edithe : Kianjamalaza Faharetana 033 04 426 67

TAHINA Manantsoa : Mahabo Finoana 034 58 527 58

RANDRIAMANAVOTRA Yonnat Randrine : Manazary Fiakarantsoa Nazareta
032 49 982 58

RANDRIAMBOLOLONIAINA Laurent Jules : Mandiavato Filadelfia 032 53 934 02

RANDRIANOBINA Herimalaza : Mangatany 034 03 029 18

RAHARIMANDRANTO Liva Daniel : Miarinarivo Finoana 033 05 085 19

RASOAMAMPIONONA Jeanne : Miarinarivo II 033 21 091 30

RAZAFIMAHALEO Rowlands Peter : Sanganoro Fahazavana 034 69 669 40

RAKOTOMBOLA Jean Marc : Soamahamanina 033 13 112 60

RAKOTOARISOA Malalatiana Olivier : Tafaina 032 50 633 42

ANDRIARIMANANA Yollande : Ziona Vaovao Tsianovana 033 01 918 37

RANDRIANANTENAINA William : Ziona Fitahiana Ierana 032 46 970 15

RAKOTOVOAHANGY Hery : Anosibe Famonjena 034 06 183 76

Ireo Katekista Delege (Kd)

RANDRIANARISOA Didier : Mahaliana Fahazavana 033 16 162 17

RAKOTONANDRASANA Victor : Ambohimandroso Fanantenana

RAMAMINIRINA Harison Remy : Ambohimarina Fanavaozana
034 88 220 03

RANDRIAMORA Philibert : Andrefanalatsinainy 032 50 872 10

RAKOTONJANAHARY Solofo Alphonse : Anjahana 032 40 774 52

RATSIMBARISON Jean Claude : Antambiazina Fehizoro 033 79 715 42

RANAIVOARIMANANA Eloi : Antamboho Fanavaozana 032 49 393 19

RANDRIAMANGA Daniel : Antoby Fanantenana Vaovao 032 44 327 50

FILIPOARISON Fanja Armand : Avaratrinirano Fitiavana 032 60 644 82

RAKOTOARIVAHOAKA Jean : Fenoarivobe Kritsy Fehizoro 032 59 165 10

RABENANTENAINA Jean De Dieu : Kianjamalaza Faharetana

RAKOTONDRAZAFY Daniel : Betsinjovina Fitiavana 033 48 834 98

Ireo Tale sy ny sekoly iadidiany

TALE FPMP.27 : RANDRIANIRINA Harimbola Sylvain – 0346901095 : leprinceharimbola@gmail.com

CP FJKM Sanganoro Ifanja : RAVELOMANANA Roland – 0346966940 :

CP FJKM Ziona Vaovao Mangatany : HERINIRIANA Jeannot Ferdinand – 0339204284 :

EP FJKM Ambatomanjaka : RAZAFIARITSIMBA Miarintsoa Rogeline :

EP FJKM Ankanisoa Fitiavana Ambohibe : RAHOLINIRINA Hanitra Narindra :

EP FJKM Anosivola : RAMANANARIVELO Andrisoa Abel – 0327589838 :

EP FJKM Antso Mahaimandry : RAVELOARITSIBA Fenosoa Nariseheno :

EP FJKM Fahazavana Ankadimena : RASOANIAINA Voahanginiaina Liliane  – 0322699062 :

EP FJKM Fanamiana Savidahy : ANDRIAMIHAJASOA Lazanirina :

EP FJKM Fanantenana Ambatolampy : RAVELOARITSIBA Fenosoa Fanomezantseheno – 0332522765 :

EP FJKM Fanantenana Ankijana Talata Ambatofolaka : ANDRIAMAHOLISON Jules :

EP FJKM Fanantenana Morarano   : ANDRIANAIVO Herilala :

EP FJKM Fanantenana Tianarivo Ifanja : ANDRIANARIFENO Ruffin :

EP FJKM Fanantenana Tsarahonenana Maropapelika : SANDRATRINIAINA Noronirina Hasinatiana :

EP FJKM Fanilo Fiadanana :  –

EP FJKM Fanovozantsoa Tsinjorano : RAVAOHARITIANA Lydie Chantale :

EP FJKM Fidasiana Ambohibary Est : RAHARISOA Isabelle :

EP FJKM Finoana Ambodiamontana Ambohibary : RAMBOLAMANANA Jean Chrys :

EP FJKM Fitiavantsoa Ambohitsitakatra : RAVELOARISOA Felaniaina  :

EP FJKM Imerinavaratra : RANDRIANAMBININA Setrarivo :

EP FJKM Koloina Ampasamanatongotra : RAVOLOLOMALALA Hanitra Aminah – 0336395120

EP FJKM Loharano Andolofotsy : RAKOTONDRAZAFY Daniel – 0330363959 :

EP FJKM Lovasoa Ambohitrakely Miadanarivo :  – :

EP FJKM Lovasoa Manerinerina Amparihiritra : RAMAHEFARIMANANA Dieudonné :

EP FJKM Manazary Valalafotsy Tsarahonenana : RAMALANJAONA Jean Pierre – 0322195076 :

EP FJKM Mataviakoho :  –

EP FJKM Morarano Amparibohitra : RAKOTONIAINA Tolotra :

EP FJKM Ny Finoana Marovotry Masindray :  – :

EP FJKM Safidisoa Andranovelona : RAKOTOARINAIVO Jean Victor :

EP FJKM Sampamboaloboka Avaradalana Ambohimandroso : RANDRIAMBOLOLONA Fenomalala – 0338309233

EP FJKM Soavinarivo :  – :

EP FJKM Taratra Anosimiarina Miadanarivo :  –

EP FJKM Vatofehizoro Antanimbary Amboniriana : RASOANAMBININA Lisette – 0331369290

LP FJKM Analavory : ANDRIAMIADANARIVO Mamiarisoa Jacques Odile – 0331446276/341556875 : tale.rozelina@gmail.com

LP FJKM Antanisoa : RANDRIANIRINA Harimbola Sylvain – 0346901095 : leprinceharimbola@gmail.com

LP FJKM Fahasoavana Fenoarivobe : RAVOLOLONIRINA Hanitrinirainy Bakolisoa Anny Clara – 0325912818

LP FJKM Mofonaina sy Fahasoavana Firavahana : RASOANJANAHARY Lalaina Nadine

Atontan’isa tsara ho fantatra

Fiangonana : 190              Mpitandrina : 29

Sekoly : 22                       Fitandremana : 51

Katekista Delege : 12         Mpampianatra : 173           

VOMM : 18

Alarobia 27 Oktobra 2021

MARKA 14.22-25

Ny Fanasan’ny Tompo

1-Famantarana

Hitantsika eto fa teo am-pamaranana ny sakafon’ny Paska i Jesoa (izany hoe : efa avy nihinana izy ireo ka voky) no izao manorina ny Fanasan’ny Tompo izao . Maneho izany fa ity fanasana ity dia tena famantarana , tsy hanina (mofo) natao hahavoky ny nofo loatra na divay natao hahafaka hetaheta ara-batana , fa famantarana ny fijaliana hiaretan’i Jesoa ka ny famakiana ny mofo dia izay hihatra amin’ny tenany , ary ny divay dia handatsahany ny rany ho famonjena. Mirodana araka izany ny fiheveran’ny Jiosy fa ara-bakiteny ny fanomezan’i Jesoa ny nofony . Efa nisy fampianaran-diso sahala amin’izany koa teo amain’ny tantara . Hamafisina àry fa famantarana fotsiny ihany ny mofo sy divay.

2-Santatry ny fiaraha-misakafo ao amin’ny fanjakan’ny lanitra

« Tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony aho mandra-piavin’ny andro hisotroako izay vaovao any amin’ny fanjakan’Andriamanitra » (and 25), hoy i Jesoa eto . Midika izany fa mbola hisy io fiombonana na fifandraisana amin’ny fiaraha-misakafo io ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra , ka izay miray latabatra Aminy izao no mbola hiray latabatra Aminy koa amin’ny fotoanandro. Taomina àry ianao mba hiroso ho mpiray latabatra amin’ny Tompo fa santatry ny any an-danitra izany ary azonao hananana anjara dieny izao sahady antoky ny famonjena rahateo izany , satria fanamafisana ny batisa.

Fanontaniana :

Inona no mahatonga ny olona ho sarotra taomina mba hiray latabatra amin’ny Tompo ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Talata 26 Oktobra 2021

Salamo 118. 19 – 29

« Hidera anao aho fa efa namaly ahy Ianao ka efa famonjena ahy » ( and 21)

Tsy menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo satria :

1 – Mamaly vavaka Andriamanitra

« … fa efa namaly ahy Ianao » hoy ny mpanao Salamo eto, namaly vavaka no tiany ambara amin’izany. Ity mpanao salamo ity dia nodidinin-doza noho ny nafitsoky ny fahavalony taminy sy tamin’ny fireneny. Teo anatrehan’izany dia niantoraka tamin’Andriamanitra izy, niantso an’Andriamanitra (and 5) ary nohenoin’Andriamanitra tokoa ka novaliany. Miharihary eto fa Andriamanitra dia mandre sady mamaly koa . Taomina isika araka izany tsy hisalasala hiantoraka Aminy ary ho sahy mijoro koa fa tena mamaly vavaka Izy . Modely omen’i Jesoa antsika rahateo ny fiantorahana amin’Andriamanitra indrindra eo anoloan’ny ady saotra ( Mar 14. 36 ) noho ny fahatokiana fa mamaly tokoa Izy.

2- Mahagaga ny famonjen’Andriamanitra

« Ka efa famonjena ahy » hoy ihany ny mpanao salamo eto . Mifono ao anatin’izany fa tsy hoe : nihaino fotsiny Andriamanitra fa sady miasa manatanteraka famonjena ho an’ny olony, ary amin’ny fomba tsy takatry ny saina, izany no mahaloa-bolana ny mpanao salamo eto hoe : « avy tamin’I Jehovah izany ka mahagaga eo imasontsika ». Rehefa Izy no miditra an-tsehatra mamonjy ny olony dia miova tanteraka ny toe-javatra ka « ny vato izay nolavin’ny mpanao trano no efa tonga fehizoro indrindra » . Asa mahagaga ny famonjena tao amin’i Jesoa Kristy ka fahafatesana aza resy. Torio sy ambarao izany ho ren’izao tontolo izao.

Fanontaniana :

Inona no famonjena mahagaga efa nataon’ny Tompo taminao ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

SP MATSIATRASOA (25)

LOT 0705B/0300G Ambohimpiraisana Fianarantsoa BP.1184

Fianarantsoa 301

Biraon’ny SP

FPS  : JEREMIA Jean Louis, Mpit

          034 52 517 72

          jeremiajeanlouis32@gmail.com

FM1  : RAKOTONDRASOA Nomenjanahary Hervé, Mpit. – 034 13 595 93   

FM2: RAMANANDRAISOA Hasivololoniavo – 034 75 315 65

MSF: RAFENOMANANTSOA Andriamparany, Mpit.034 64 824 40

MSV  : RABEMIAFARA Marie Paulin – 034 63 970 61

MPV  : RAKOTOBE Olitiana Andosoa – 034 20 984 04

MLS: RATSIMIZARA Jacques Germain – 034 19 847 18

Solotena SP ao amin’ny MF

RABEMIAFARA Marie Paulin, Diak. – FJKM Fehizoro Mampiray

Ireo Mpitandrina sy ny Fitandremana entiny

ANDRIAMALALA Banitriniaina :  Antranosoalaza Vavahadin’ny lanitra 034 46 307  75

ANDRIAMAMPIANINA Valison Josoa :   Ikianjasoa Rasalama  034 98 908 58

ANDRIAMBAHINY Maminiaina : Antarandolo Fitiavana  034 03876 84

ANDRIAMIARINTSOA Valoson Solo :  Antranobiriky kristy Fiorenana 034 46 183 97

ANDRIANARY Jean Philemon :  Betela Fanantenana  034 61 693 98

ANDRIANARISOA Bruno Fidel : Ambalavao Fahazavana 034 08 615 63

FANANTENANTSOA  Nivoherimino : Soanihaviana  034 04 631 17

RAFENOMANANTSOA  Andriamparany :  Tsaramandroso Ziona Fihavaozana
034 64 824 40

RAHARINTSALAMA Riri Serges :  Imanasoa Fanasina  034 70 656 46

RAKOTONDRASOA Nomenjanahary Hervé : Manolontsoa Finoana 034 13 595 93

RAKOTOVAZAHA Zo Hasimanga :   Moralina Fahazavana  034 03 057 66

RAMAHAVONJY Ninja Vololona :   Ambatomena Fitiavana 034 64 336 93

RAMBOLATIANA Olisoa Nivoseheno : Salema Mandrakizay Manolafaka 034 95 994 03

RANADIMBY Fanantenana Lovasoa :  PE Ikalamavony  034 63 182 10

RANARISOA Fidy Ntseheno :   Ambatotsidikaina 034 84 981 77

RANDIMBISON Andriamahandry V :  Jerosalema  Vaovao Ambohimahasoa
 034 95 918 29

RANDRIAKALO Mija  Andrianaivo :   Tohono 034 12 757 67

RASABOTSILAHY Emilson : Talata Ampano Fanavaozana  034 78 337 75

RASOANANTENAINA  Bodonirina :   Ampatora Famonjena 034 33 772 89

RASOLONIAINA Bebiarisoa : Beravina 034 53 603 35

RATOVONJANAHARY  Parfait Auguste :   Vohitraivo Fitiavana  034 66 609 97

RATSIMIZARA Jacques Germain : Ambalavao Fiderana  034 29 280 35 ;  033 49 741 53

RAVELOMIANDRISOA  Tinarivo : Befeta  034 08 402 83

RAVELONJOMA :   Betlehema Ankofafa  034 95 006 07

RAVELOSON Tokiniaina :   Imanampisoa Ilavarano 034 48 211 17

RAVONIARIMANANA Marie Justine :  Fehizoro Mampiray  034 36 295 93

RAZAFIMAHATRATRA Fanjasoa : Alakamisy Itenina Mandrosohery 034 29 280 35 

RAZAFINDRATRIMO Zara Claudio :   Mahasoabe Filadelfia  034 18 846 06

RAZAFINDRAVERO Lovasoa  Patricia : Itomboana : 034 06 317 74

RANDRIAMANANARIVO Hery  Andoniana : Antsahanjanahary Fifaliana 034 95 353 29

RAFANOMEZANTSOA Hambinina Harinoro :  Mahereza  034 84 557 94

IREO KATEKISTA DELEGE

RABARIJAONA Eloi :  Maneva 034 68 884 05

RABEMANANJARA Harinirina Clotilde : Lovasoa Matsiatra  034 70 757 40

RABIA Germain :  Ambalakindresy 034 96 991 70

RAJAONARIVELO Samuel :  Andranomiditra 034 20  997 55

RAKOTONIRINA François Xavier : Ambohimanarivo  034 92 795 47

RAKOTOZAFY Albert Jean :  Ambalamahazoanony 034 37 995 95

RANAIVOZANANY Bonaventure : Ankaritsananana 034 68 529 97

RANDRIAMAMPIONONA Emile :  Manandray  034 85 432 83

RANDRIAMAMPIONONA  Philibert :   Sahamalaza 032 71 126 04

RANDRIANANTENAINA Edmond : Ambalamarina Ankaranosy 034 43 076 78

RANDRIANANTOAVINA Romain : Analanimaitso

RANDRIANASOLO Albert :   Fandrandava 033 13 692 54

RANDRIANIRINA  Edouard :   Ivohimanombo

RANDRIAVIMALALA  : Samuelson :  Vohidalona  032 42 552 93. 034 97 796 43

RASOANANDRASANA Germaine :  Ampangabe Vohibola

RASOARINORO Noeline :   Ambatosoa 

RASOLONOMENJANAHARY Olivier :  Lovasoa Vohimarina Vavahadin’ny Lanitra

RATSIMBAZAFY Andrianirina :   Mananjarasoa

RAVOLOLONIRINA Jacqueline :   Isorana  034 12 354 56

RAZANAMOELINA Justine :  Alatsinainy Ialamarina  034 03 515 71

TODIARINJANAHARY  José :   Ambohinamboarina 034 87 097 83

TOVOHERINDRAINY Jeremia : Anjamana  033 70 100 40

RABOTOSON  Dieu Donne :   Ambatoteraka :

RALAIMARO Andriamanantena :   PE Ikalamavony  034 18 468 16

RAZAFIMANDIMBY Jean Martin : Salema Famonjena 034 58557 36

RAZANATSIMBA Perline : Vinanitelo Fihavaozana 034 21 815 09

Ireo Tale sy ny Sekoly iadidiany

TALE FPMP.25: RAKOTOARIMANANA Andriambola Herizo                      0347402451/0324657376 – lyceerandzavola@yahoo.com

CP FJKM Ambalamanenjana Moralina : RAZANANIRINA Joséphine

CP FJKM Fanambinantsoa Sahave : RAVONIVOLOLONIAINA Ando Anicette Bienvenue

CP FJKM Narindra Soafanirina Ivondrona : RANDRIANANDRASANA Martin

CP FJKM Tsarafara Alakamisy Itenina  : RASOANIRINA Charline

EP FJKM Alatsinainy Ialamarina : HERINIAINA-MAMIARISOA Marie Olivia

EP FJKM Ambalabe Befeta Vohitsambo Andrefana : RAZAFIMAHAFALY Jean Baptiste

EP FJKM Ambalahambana Andranotakatra : RAZAFINOMENTSOA Félicitée

EP FJKM Ambalalamay Soa Tsa Hiova : RATALATA Modeste François

EP FJKM Ambalamahasoa Est : RAMAROVAVY Marie Juliette

EP FJKM Ambalamahazoanony  :

EP FJKM Ambalamarina S. : RAVAOHITA Marcel

EP FJKM Ambalamarina Vohitrarivo : RANDRAVAO Jean Baptiste

EP FJKM Ambalaseva : RANDRIANARIJAONA S. Albert

EP FJKM Ambararata : NJARA BENJAMINA Edena

EP FJKM Ambodisandra : RAVOLOLONIRINARISOLO Jacqueline L.

EP FJKM Ambohimiarina : RAFIDIMANANTSOA Abel

EP FJKM Ampandra : RAKOTOMALALA Lucien Jean

EP FJKM Andranotakatra :  –

EP FJKM Andromivato Vinanitsareana : RAJAONARISON Théodore

EP FJKM Ankarana : RAZAFINDRASOA Julienne

EP FJKM Antsahamaro : RAZAFINDRAFARA Germaine

EP FJKM Fanantenana Ratiarisoa Tohono : RAFANOMEZANTSOA Jean Modeste

EP FJKM Itaratana Miaradia : RAKOTOMANDIMBY Innocent Xavier

EP FJKM Laimavo Mananda : RAKOTONJANAHARY François Xavier

EP FJKM Lohomby Vohibe :  –

EP FJKM Lovasoa Anjano : BAKONIRINA Marie Lucie Emma

EP FJKM Mahasoa Nanjona : RANDRIANASOLO Jean Bosco

EP FJKM Mahereza : HARINANTENAINA Rondromandravaka

EP FJKM Manohisoa Vohidalona : RAZAFINDRASOA Joeliniasy Justine

EP FJKM Miaramandroso Todiana : RASOANIRINA Vololoniaina Odile

EP FJKM Randzavola Ambohitrantenaina :
HARISEHENO Andriamananarivo Salohimbolafotsy

EP FJKM Rianana : RAKOTONOMENJANAHARY

EP FJKM Sahave : RAZAKANIRINA Vonihelisoa Sitraky Ny Avo

EP FJKM Soafaniriana Sahambavy Ambohimandroso :
RANDRIAVIMALALA Nandrasantsoa Samuelson

EP FJKM Soamiafara : RAVOMANANA Aurélie

EP FJKM Soanierana : LAMBOARIVELO Noeline

EP FJKM Talata Fandrandava : RANDRIANASOLO Albert

LP FJKM Randzavola Ivohidahy : RAKOTOARIMANANA Andriambola Herizo

LP FJKM Rozelina Antarandolo :

Atontan’isa tsara ho fantatra:

Fitandremana: 74              Sekoly: 24

Fiangonana : 217              Mpampianatra : 80

Mpitandrina : 27                KD: 29

Kristiana: 23 880               MFT : 7 999

Diakona: 1035                  Loholona : 225 Mpiandry : 171

Alatsinainy 25 Oktobra 2021

2 Korintianina 8. 16 – 24

« Fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason’ny Tompo ihany, fa eny imason’ny olona koa » ( and 21)

Ny mpanompon’Andriamanitra dia manao izay mahamendrika

1 – Eo imason’ny Tompo

Ny hevitry ny hoe « manao izay mahamendrika » dia hoe : manao zavatra tsara sy izay araka ny sitrapon’Andriamanitra, raha hitarina dia hoe : manao ny asan’Andriamanitra amin’ny fieritreretana madio. Ny Tompo rahateo tsy azo anafenana fa mahalala ny miafina rehetra, « mandinika ny voa sy ny fo » ( Apok 2. 23 ) . Taomina araka izany isika mba tsy hanadino fa mibaribary amin’ny Tompo avokoa ny zavatra ataontsika rehetra, koa aoka ho marina eo anatrehan’I Jesoa isika na amin’ny fieritreretrana na amin’ny fisainana na amin’ny atao , i Jesoa rahateo manamafy fa « tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy haseho » ( Lio 8. 17 ).

2 – Ary eo imason’ny olona

Eo anoloan’ny famoriam-bola natao hanampiana ny Kristiana sahirana tany Jerosalema, dia mitandrina fatratra i Paoly eto mba tsy hahazo tsiny , izany hoe : marina amin’ny olona rehetra ny asany mba tsy hisy hiampanga azy ho mpanambaka na mpila tombontsoa manokana ho an’ny tenany. Mitandro fatratra ny Voninahitr’Andriamanitra izy mba tsy ho avy aminy no hitenenan-dratsy ny Anaran’Andriamanitra. Ianao koa , tandremo mba tsy hisy azon’ny olona hiampangana anao, indrindra ny amin’ny resa-bola, izay mahalavo ny maro ankehitriny.

Fanontaniana :

Araka ny hevitrao , inona no tokony hatao hahamendrika eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Alahady 24 Oktobra 2021

Eksodosy 24. 1-11

Nahita an’Andriamanitra ny Israely araka ny fitantarana eto. Hita eto ireo dingana nolalovan’ny olona ho amin’izany. Azo tsoahina amin’izao ary fa raha te hahita an’Andriamanitra dia tokony :

1 – Ho vonona hankato (and 3 , 7 )

Voatantara eto fa niray feo mihitsy ny zanak’Israely manontolo milaza hoe: « Ny teny rehetra izay nolazain’i Jehovah dia hataony », maneho ny fahavononan’ny olona hankato tsy misy fepetra ny Tenin’Andriamanitra izany, sady maneho ihany koa ny fanekeny ny fandaminana apetrak’Andriamanitra amin’ny alalan’ny mpanompony nirahiny ho amin’izany! Hitantsika eto fa ny Tompo no manome ny toromarika rehetra. Ianao koa mivonona ary hankato sy hanaiky fandaminana.

2- Ho voavela heloka ( and 8 )

Ny rà natopin’i Mosesy dia mariky ny famonjena sy ny fanadiovana. Izany hoe voavela heloka:ny olona, afa-pahotana ny olona satria ilay biby novonoina no efa nalatsa-drà hisolo azy. Ary rehefa vita izany dia izay vao voalaza hoe nahita an’Andriamanitra ny olona ( tsy ara-bakiteny loatra fa ny heviny dia hoe : afaka mifandray amin’Andriamanitra ). Ny hevitr’izany dia izao : rehefa voavela heloka ny olona vao afaka manana fifandraisana akaiky amin’Andriamanitra. Izany indrindra no nataon’i Jesoa, ny rany no nanadiovana antsika ary rehefa voasasany isika, afaka ny helotsika izay efitra nampisaraka antsika tamin’Andriamanitra dia izay vao miverina ny fifandraisantsika Aminy. Meteza ary ho sasan’i Jesoa amin’ny rany hananantsika fihavanana amin’ny Ray.

Fanontaniana :

Inona moa no hevitry ny hoe mahita an’Andriamanitra?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM