POSTE VOLONTAIRE DEFAP

Fepetra :

– 18 taona no ho miakatra ka tsimaintsy efa nianatra tamin’ny ambaratonga ambony

– Vonona hanolontena amin’ny asa antsitrapo miaraka amin’ny olona mandroso taona na manana fahasembanana na manana fahasahiranana arabatana mandritra ny 10 volana (Alsace, Strasbourg, Rouen) / herintaona miaraka amin’ny ERF Lyon (AZO HAVAOZINA 2 TAONA farafahabetsany) ka VONONA TSIMAINTSY mody antanindrazana amin’ny fiafaran’ny asa fanompoana FA TSY MAHAZO MIJANONA ANY FRANTSA.

– Mila vakiana tsara ny asa tiana hatao  dia ambara ao amin’ny Lettre de motivation 

Averina Foibe aloha na hatramin’ny Talata 26 martsa ny dossiers ho an’ireo maniry hirotsaka antsehatra mahafeno fepetra miaraka amin’ny fanoloran’ny Mpitandrina sy ny ambaratonga mpiahy

Manao veloma finaritra ao amin’ny Tompo

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV