Manjo
Filazana manjo
Nodimandry ny Alahady 25 Jolay 2021
Ramatoa RAZANANORO Lucie
rehefa nivahiny 85 Taona teto an-tany .
Hoy ny vadiny : RABARISOA Elie , Mpitandrina misotro ronono
Ny zanany : RABENANTOANINA Solofonindriana , Mpitandrina PS Atsmon’Iarivo Miray sy Ramatoa RAZANOA Sabine Mpitandrina mianadahy avy.
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot T 18 Ter Ambatonjara –Ankadindratombo –Alasora ny Alatsinainy 26 Jolay 2021 ,12 ora sy sasany . Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambodiala Peniela Fahazavana Ambohidrabiby alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasany ao Ambohimandrosohasina Ambohidrabiby.
« Fa izaho dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy » (Sal 73.28a)