Famoahana Mpit sy Mpam

Vaovao ampitaina :

1-Famoahana ireo Mpianatra MASTERS, andiany « Ramambasoa Joseph « (2018-2020) ny Sabotsy 21 Novambra 2020 . Ambara manaraka eto ihany ny toerana hanatanterahana izany .

2-Hotanterahina ny Alahady 22 novambra 2020 tolakandro ny famoahana Mpitandrina sy Mpampianatra anatin’ny sahan’ny FJKM . Ny toerana dia ao Antsahamanitra .Ampitaina eto ihany raha misy ny fanampim-baovao.

Perikopa 2020

Novambra: MIANDRANDRA FAMONJENA NY MINO

| | 01. AlaXXI man Trinite
Gen 32.4-13 /Mat 9.27-31 / Asa 16.6-10

| | 08. Ala. XXI man Trinite-Fitantanana ny Fananana (FIFA)
Sal 130.1-8/ Lio 12.35-40/ Tit 2.11-15

FJKM Fahazavana

JOBILY FITOKANANA NY TRANO FIANGONANA