Oniversity Ravelojaona / Fidirana
ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA,
nahazo fankatoavana tamin’ny fanjakana.
- Hisokatra ny volana Janoary 2018, ny taom-pianarana, izay ahitana ireto taranja ireto:
- Gestion
- Droit
- Genie Civil Industriel
- Agronomique
- Communication et Multimedia
- Informatique
- Lettres Anglaises
- Ny Préinscription: 10.000 Ar, izay hatao ao amin’ny Foibe FJKM Analakely.
- Ny Droit: 80.000 Ar
- Ny saram-pianarana: 60.000 Ar isam-bolana, mandritra ny 10 volana.
Ny toerana misy ny Sekoly, dia ao amin’ny Gilping Ampandrana.Ho tanterahina ny ALAHADY 14 JANOARY 2018, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny taom-pianarana sy fanehoana ireo Mpampianatra sy ny Mpianatra “Dia hataon’I Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony” 5 ( Deot 28: 13)