• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

Fihaonambe / Mpitendry zavamaneno 2017 .

  Ho anareo mpitendry zavamaneno sy mpikirakira zavamaneno  eo anivon’ny FJKM . Asaina ianareo ho tonga amin’ny Fihaonambe natokana ho…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Recyclage pastoral 2017 .

Nisokatra ny  16 hatramin’ny 18 Aogositra 2017 ny Recyclage pastoral FJKM  taona 2017. MPITANDRINA VAVOLOMBELON’I KRISTY Izany no  lohahevitra iankinan’ny…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fiangonana madio sy midio.

Fahaiza-mitantana Ny 19 Novambra no Andro Iraisam-pirenena momba ny trano fidiovana (WC). Nanomboka tamin’ny taona 2001 no nisian’izany, ary mitohy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Jolay 2017

Manaiky ho vavolombelon’ny Tompo ny irany Ny perikopa voalahatra amin’ireo alahady roa farany, amin’ity volana ity, no hiaraha-mijery eto; saingy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FJKM Ankadimbahoaka/ fetin’ny taranaka

FILAZANA SY FIANTSOANA  « Manamasina azy amin’ny fahamarinana , ny teninao no fahamarinana  » Jaona 17.17 Antsoina ny taranaky ny  FJKM…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Mpitarika kristiana !!

RAHA TE HO MPITARIKA KRISTIANA Misy Mpitarika samihafa amin’ny sehatra maro. Eo ny mpitarika orinasa, eo ny mpitarika fikambanana tsotra…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

HERINANDRO MASINA 2017

PERIKOPA HERINANDRO FIARAHA-MIVAVAKA Mba hisian’ny tena fiombonana dia nokendrena ho voarafitra ao anatin’ity perikopa ity na ny perikopa nalahatry ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

AFF / DIDOMI II

Ny « Manome »  : Làlam-pamonjena ho an’ny firenena   Efa nambarantsika tamin’ny laharana tany aloha fa ny “manome” no fomba nampiasain’Andriamanitra…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Vaovao farany

Foibe FJKM / Fanambarana Tolobidy.

        FANAMBARANA TOLO-BIDY. N° 001/2016 COCEJU 50-FJKM. —————– FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY JOBILY FAHA 50 TAONAN’NY FJKM SY NY FAHA 200…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP Bemaraha 21 /Tetikandro 2017.

  SYNODAMPARITANY BEMARAHA (21). VOLANA DATY ASA TOERANA   JANOARY 15 AlahadyFiloha FJKM Fanokafanataom-piasana Coliseum Antananarivo (Manao rakitra mialoha ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 27
  • 28
  • 29
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.