FJKM any Andafy / Mandalina ny finoany.
Tahaka izay nataon’ny Mpitandrina rehetra tany Antsiranana ny volana aogositra 2017 lasa teo, dia nisokatra tany Frantsa ihany koa ny…
Tahaka izay nataon’ny Mpitandrina rehetra tany Antsiranana ny volana aogositra 2017 lasa teo, dia nisokatra tany Frantsa ihany koa ny…
Komity Fanorenana ny Tsangambaton’ny Maritiora (KFTM) Nankalazaina tany Antseranana ny faha-180 taona namonoana ireo Maritiora . Isan-taona dia misy ny…
FJKM VAVAHADIN’NY LANITRA VOHIPARARA Fiangonan’Andriamanitra ve io ivavahanao io? Androm-pifaliana sy firavoravoana ka nisaorana an’Andriamanitra ny Alahady 27 Aogositra 2017…
Hankalaza ny Jobily faha 150 taonany ( 1869 – 2019) Holazaina fohy ny tantaran’ ny fiangonana: Havoana eo avaratra atsinanan’ny…
Dimy mianadahy no MPIANDRY notokanana mba hiasa any amin’ ny FJKM any Kanada ny volana Oktobra lasa teo. Zanaky ny…
Notanterahana teny amin’ny FJKM Fiadanana Maritiora ny fanokafana andiany faharoa , ny Alahady 24 Septambra 2017 lasa teo ny…
FISAORANA Isaorana ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny Fanompoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ ny fankalazana…
TSY AZO AMPINDRAMINA HO AN’ NY FIVAVAHANA HAFA NY TRANO FIANGONANA Teo amin’ny lahatsoratra hafa, dia nanolotra ireo antony avy…
David JONES sy Thomas BEVAN. Ny atao hoe VINA, dia sary mamintina ny hevitra momba ny hoavy. Ny Synoda Lehibe…
Fifaninanana Hira Faneva sy Logo faha-150 taona Noho ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Tranovato Rasalama Martiora Ambohipotsy(…