Fiainan’ny fiangonana
Haona Fi, andiany 3
HAONA Fi tao TOAMASINA Ny SP 31 Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara indray no nandray ny Tsenabe HAONA Fi andianyfaha-3 izay natao…
Hafatry ny Filoha
Jobily faha- 55 taonan’ ny FJKM
FJKM 55 Taona/Fintin’ny tantara
1968-2023. Feno 55 taona amin’ity taona 2023 ity ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara. 55 taona tokoa mantsy izay no…
EGLISE REFORMEE DE MADAGASCAR.
EGLISE DE JESUS-CHRIST DE MADAGASCAR FJKM Union des trois Eglises : FKM – FPM – FFM recueillis par Robert ANDRIANTSOA…
SP 15/Marirano B.
FJKM Marirano Betlehema NAHAVITA TETEZANA LEHIBE SY TSARA Ao amin’ny SP Atsimon’iarivo Miray no misy azy. Efa hiditra amin’ny faha…
FJKM 55 TAONA / 2023
Fandaharana iombonana
SP 19/ Ambondrona Firaisana
FJKM AMBONDRONA FIRAISANA HAZAKAZAKA FAMITANA NY FANITARAM-PIANGONANA Maro ireo Kristiana nandray anjara tamin’ny hazakazaka nokarakarain’ny FJKM Ambondrona Firaisana teny amin’ny…
Alahadin’ny Maritiora 2023
FJKM/KFTM “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiako…” (Isa.43/ 10a) FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 13 Aogositra 2023 Sal.27:1-6…
SP 37 /Tatitry ny famangiana
TATITRY NY DIA SY NY FITSIDIHANA SP VATO FEHIZORO AMPITANDRANOMASINA SP 37 ( 21 MEY – 17 JONA 2023) –…