Ampianarin’ny olon-kendry isika anio mba:
Sal 90. 1-5 / Hira 194: 1 / Mofonaina / Vavaka
Ohabolana 3.1-12
Ampianarin'ny olon-kendry isika anio mba: 1. Hitandrina ny Tenin'Andriamanitra (and 1) Hoy ny olon-kendry hoe: "Anaka, aza mandino ny lalako,…
Sal 90. 1-5 / Hira 194: 1 / Mofonaina / Vavaka
Ohabolana 3.1-12
Ampianarin'ny olon-kendry isika anio mba: 1. Hitandrina ny Tenin'Andriamanitra (and 1) Hoy ny olon-kendry hoe: "Anaka, aza mandino ny lalako,…
Sal 95. 1-5 / Hira 543: 1 / Mofonaina / Vavaka
Fanontaniana valian'ny mofonainantsika anio ny hoe: Inona no andrasana amin'ny olona mamaky na mandinika Soratra Masina? Misy telo loha ny…
Sal 150 / Hira 167:1 / Mofonaina / Vavaka
Velom-pisaorana an'Andriamanitra ny mpanao salamo eto, noho ny namonjen Andriamanitra azy, ary tsy fisaorana ihany aza, fa maneho ny fahavononany…
Sal 96. 1-4 / Hira FF 13 / Mofonaina / Vavaka
Efesiana 1.7-14
Asongadin'i Paoly eto fa, i Kristy no ivon'ny zavatra rehetra satria: 1. Izy no nanavotana antsika (and 7) "Izy no…
Sal 92. 1-5/FF 2: 1/Vavaka/Mofonaina/ Vavaka
Nomery 24.1-9
Tantara anankiray amin'izay tena mahaliana ao amin'ny Soratra Masina, ny tantaran'i Balaka, mpanjakan'i Moaba sy i Balama. Raha atao indray…
Sal 24. 1-5 / Hira 24: 1/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka
Hebreo 4. 12-13
Fanontaniana telo no azontsika omena valiny miainga amin'izao anjara mofonainantsika izao: 1. Ahoana no hilazana fa velona ny Tenin'Andriamanitra? Raha…
Sal 100. 1-5/Hira 207: 1/ Vavaka/Mofonaina/Vavakal Hira 207: 2,3
Zakaria 8.1-8
1. Miteny amintsika mandrakariva (and 1) "Ary tonga ny Tenin'i Jehovah…" hoy ny filazan'i Zakaria azy eto. Miverina in-dimy ny…
Sal 93. 1-5/Hira 205: 1/Vavaka/ Lioka 6. 46-49/Vavaka/ Hira 205: 3
Lioka 6. 46-49
VOLANA FEBROARY MAMONJY NY TENIN'ANDRIAMANITRA Fampianarana maro no efa nataon'i Jesoa mialoha ity anjara mofonainantsika ity. Ary ampianariny antsika eto…
Sal.124.1-8 / Hira 3. 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305. 1-2
Levitikosy 13, 9-17
Ny andraikitry ny mpisorona 1. Mamaritra ny teo-batan'ny marary Nisy ny atao hoe lalàn'ny fahadiovana teo amin'ny fiaraha-monina sy ny…
Sal 119.113-120 / Hira 167.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 479. 1-2)
Manara-maso sy mitaiza ny Fiangonana i Jesoa 1- Manananatra izay tsy miorina tsara Nanana tokoa ny Fiangonana tao Laodikia raha…