Ny maha Izy Azy an’Andriamanitra
Sal 104.1-6 / Hira171, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 98, 1-2
Isaia 66.1-2
Ny maha Izy Azy an'Andriamanitra 1- Lehibe Izy Asehon'ny faminanian'i Isaia amin'ny kisarin-teny mora azo ny halehiben'Andriamanitra izay ilazany fa…