Andriamanitra Mpiandry ny Olony

Sal 23 / HF48 / Mofonaina / Hira 548:1

Andriamanitra mampahery ny olona no hita amin'izao mofonaina izao ka ilazany fa ho avy Izy amin'ny heriny hamonjy azy ireo…

Famelan-keloka sy fiorenan’ny finoana ao amin’i Jesoa Kristy

Sal 32, 1-2 / Hira 167: 1,2 / Mofonaina / Hira 295 : 1,4

1 Jaona 2. 12-14

Natanjaka ny Fiangonana satria mbola velona ny Apostoly. Nisy ihany koa ny fampianaran-diso hanoherana ny finoan'ny Kristiana. Mampianatra i Jaona…

Ny Tenin’ Andriamanitra dia miteraka fahatokiana Azy

Sal 91, 1-8 / Hira 8 / Mofonaina / Hira 512. 1,2

Ohabolana 22.17-21

Ny Tenin' Andriamanitra dia miteraka fahatokiana Azy Solomona mpanjaka no nanoratra ary momba ny fahendrena no amharany amin' izany ka…

Ny Voa Nafafy sy ny Fandraisana ny Teny

Sal 95, 6-11/Hira 164/Mofonaina/ Hira 432.1

Matio 13. 10-15

Teny taorian'ny fanoharana ny voa nafafy izao mofonaina izao. Misy ireo tsy nandaitra ary misy koa ny nandray tsara ny…

Ny vokatsoa azo avy amin’ny Tenin’ Andriamanitra

Sal 98, 1-3/ Hira 205 :1.4/ Mofonaina/Hira 461:1,6

Sal 98, 1-3/ Hira 205 :1.4/ Mofonaina/Hira 461:1,6 Sal 119. 105-112 Ny vokatsoa azo avy amin'ny Tenin' Andriamanitra 1. Fanilo…