Jesoa: Fiainana sy Fahavelomana Mandrakizay

Sal 118, 1-4/Hira 14: 1,3/Mofonaina/HF 23:1,2

Jaona 6. 66-71

Jesoa mampianatra ka nampahafantatra ny tenany izay fiainana sy fahavelomana. Manala ny olona mihaino Azy tsy hibanjina fotsiny ny ety…

Fitandremana ny Tenin’Andriamanitra

Sal 1, 1-2/Hira 1:1,5 / Mofonaina/HF 39:2

Ohabolana 4:20-27

1. Mihaino «Atongilano ny sofinao hihaino ». Tsy maintsy manomboka amin'ny fihainoana ny fitandremana ny Teny. Mampiasa ny taovam-pandrenesana ho…

Fanajana sy Fitiavana ao amin’ny Ankohonana

Sal 103. 1-5 / Hira 3: 1 / Mofonaina / Vavaka

Efesiana 6:1-4

Mitodika amin'ny ankohonana rehetra ny Tenin'Andriamanitra anio ka mampianatra, fa ao amin'ny Tompo: 1. Ny zanaka dia hanaja ray aman-dreny…

Tantaran’ny nitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty

Sal 1.1-6/Hira 190: 1/ Mofonaina / Vavaka

Jaona 20:11-18

Tantaran'ny nitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty ny mofonainantsika anio. Ampitain'io tantara io amintsika fa Velona tokoa i Jesoa (and 11, 12)…

Andriamanitra: Fitiavana, Fahamarinana ary Fiahiana

Sal 133 / Hira 190:1 / Mofonaina / Vavaka

Sal 133 / Hira 190:1 / Mofonaina / Vavaka Gen 21:9-19 Ity tantara raketin'ny anjara mofonainantsika ity dia mampiharihary amintsika…

Toetran’ny mpanompon’Andriamanitra

Sal 1. 1-6 / Hira 190: 1 / Mofonaina / Vavaka

2 Korintiana 6:1-10

Ny amin'ny toetran'ny mpanompon'Andriamanitra no ampianarin'ny mofonainantsika anio raha hoy Paoly hoe: "fa amin'ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay…

Ampianarin’ny olon-kendry isika anio mba:

Sal 90. 1-5 / Hira 194: 1 / Mofonaina / Vavaka

Ohabolana 3.1-12

Ampianarin'ny olon-kendry isika anio mba: 1. Hitandrina ny Tenin'Andriamanitra (and 1) Hoy ny olon-kendry hoe: "Anaka, aza mandino ny lalako,…