Ny olona afaka
(Sal 40.1-4 / Hira18.1-2 / Vavaka /. Mofonaina/ Vavaka /Hira 430.1-2)
2 Korintiana 3.12-18
Ny olona afaka Fahasoavana lehibe tokoa no iainana amin'izany fahafahana izany. Asehon'ny Soratra Masina eto àry araka ny perikopa fa…
(Sal 40.1-4 / Hira18.1-2 / Vavaka /. Mofonaina/ Vavaka /Hira 430.1-2)
2 Korintiana 3.12-18
Ny olona afaka Fahasoavana lehibe tokoa no iainana amin'izany fahafahana izany. Asehon'ny Soratra Masina eto àry araka ny perikopa fa…
(Sal 97.1-6 / Hira 6.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira630.1-2)
Mpitsara 11.29-32
Ny olona itoeran'ny fanahin'Andriamanitra 1- Vonona handray andraikitra noho ny fitiavana ny tanindrazana. Na dia noroahina aza i Jefta, niala…
(Sal 23. 1-6 / Hira185,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 451.1-2)
Jaona 16.12-15
Ny hahatongavan'ny Fanahin'ny fahamarinana Matoa misy ny iraka dia misy ny antony. Ny hahatongavan'ny Fanahy Masina dia: 1- Hampianatra sy…
(Sal 1.1-6 / Hira16.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 409.1-2)
Mika 3. 5-8
Andriamanitra mihevitra ny vahoakany Nampahalahelo an'Andriamanitra loatra ny vahoakany noho ny nafitsok'ireo olona milaza ho mpaminany, kanjo sandoka. Hany ka…
(Sal 100.1-5 / Hira 14.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka/Hira267.1.4)
Asan'ny Apostoly 4.23-31
Ny tena mpianatry ny Tompo marina tokoa 1- Miombom-po mandrakariva Mafy tamin'ireo naman'i Petera sy Jaona tokoa ny fampahoriana sy…
(Sal 97.1-6 / Hira194.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487.1-2)
2 Samoela 23, 1-7
Ny asan'ny Fanahy Masina amin'ny olom-boahosotra: 1- Mametraka ny teny ao am-bavany Resy lahatra mihitsy i Davida eto fa ny…
(Sal 21.1-7 / Hira 2. 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 537.1-2)
Lioka 2, 21-35
Ny asan'ny Fanahy Masina tao amin'i Simeona Amin'ny maha lehilahy marina sy mpivavaka tsara an' i Simeona dia nampanantenain'ny Fanahy…
(Sal 28, 6-9 / Hira 7.1-2 / Vavaka / Mojonaina / Vavaka / Hira 54, 1-2)
Matio 12.22-30
Ny famoahan'i Jesoa ny demonia 1- Manasitrana izay manantona Azy Nentina teo amin'i Jesoa ny lelilahy iray izay nampahorian'ny demonia.…
(Sal 30.1-4 / Hira 183.1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307.1-2)
1 Samoela 16. 11-13
Ny fifidianan'Andriamanitra Nihevitra ny tenany ho kely i Saoly, nefa dia nofidin'Andriamanitra ho mpanjakan'ny Isiraely (1Sam 1,11). Rehefa tsy nanatanteraka…
(Sal 103, 1-5 / Hira 94.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 89, 1-2)
Romana 8. 9-17
Ny asan'ny Fanahin'Andriamanitra Asehon'i Paoly miharihary ny fahasamihafan'ny olona mandeha araka ny Fanahy sy ny mandeha araka ny nofo. Ny…