Ny Fitiavan’i Jesoa ireo mpanaradia Azy.
Sall38.1-3 / Hira170.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 54. 1,3
Jaona 11, 32-46
Ny Fitiavan'i Jesoa ireo mpanaradia Azy. 1. Miara-miombona alahelo Tsy nisalasala i Maria sy i Marta naneho ny alaheleny teo…