Ny asan’ny Fanahy Masina
Sal 34, 1-9/ Hira189,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 449.1-2
I Korintiana 12.1-11
Ny asan'ny Fanahy Masina Ambaran'i Paoly fa misy akony eo amin'ny finoana sy ny fianana andavanandro tokoa ny asan'ny Fanahy…
Sal 34, 1-9/ Hira189,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 449.1-2
I Korintiana 12.1-11
Ny asan'ny Fanahy Masina Ambaran'i Paoly fa misy akony eo amin'ny finoana sy ny fianana andavanandro tokoa ny asan'ny Fanahy…
(Sal 104.1-5 / Hira21,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482,1-2)
Ezekiela 11.1-13
Ny fanahin'Andriamanitra 1- Manolo-tsaina sy mitari-dalàna ny mpanompony Nandalo zava-tsarotra tokoa ny zanak'Isarely taorian'ny nanafihan'ny Babyloniana azy ireo ny taona…
(Sal 1, 1-3 / Hira 1,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Hira 549, 1-2)
1Petera 1.10-12
Ny asan'ny Fanahy Masina tao amin'ireo mpaminany: 1- Nanambaran'izy ireo ny lalam-pamonjena Ny famonjena entin'ny fiavian'i Kristy dia nandrandrain'ny Jiosy…
(Sal 106.1-5 / Hira 482.1,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753.1)
Matio 1: 18-25
Ny olona manaiky ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1- Tsy manala baraka ny namany. Voalaza fa Josefa dia lehilahy marina, olona…
(Sal 126 / HF 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332)
Zakaria 4.1-7
Ny herin'ny Fanahy Masina Rehefa niverina avy tany am-pahababoana ny Jiosy dia nisedra fahasahiranana samihafa. Betsaka ny sakantsakana tamin'ny fanarenana…
(Sal 108.1-5 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310)
Asan'ny Apostoly 8. 26-40
Ny olona manaiky ny fitarihan'ny Fanahy Masina. Aoka ho vonona mandrakariva isika, satria tsy voatery ho fantatra mialoha ny asa…
(Sal 40.1-5 / Hira l75.1.4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira177.4)
Mpitsara 3.7-11
Ny anton'ny famaizan' Andriamanitra 1- Vokatry ny fanompoan-tsampy. Masina ny Tompo Andriamanitra, ary tiany ho masina tahaka Azy koa ny…
(Sal 46. 1-3 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 642)
Marka 13.9-11
Mampiomana ny mpanara-dia Azy i Jesoa. 1- Hisy ny sakantsakana amin'ny asa fitoriana. Tamin'ny toriteny izay nataon'i Jesoa tao an-tendrombohitra…
(Sal 121 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643)
2 Tantara 20.14-17
Manoloana ny ady sarotra… 1- Mivavaha! Tora-kovitra i Josafata rehefa nandre fa olona betsaka tokoa ireo fahavalo mananontanona azy sy…
(Sal 113.1-3 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428)
Asan'ny Apostoly 16.6-10
Mitari-dàlana ny Fanahy Masina 1- Mampahafantatra ny lalan-kaleha "Ary rehefa noraran'ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy,…