Vavaka nataon’i Jeremia rehefa avy nankato ny baikon’ Andriamanitra ny hividianany ny tanin’ny rahalahin-drainy izy
(Sal 138. 1-8 / Hira 36: 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432: 1)
Jeremia 32. 16-25
Ny mofonainantsika dia vavaka nataon'i Jeremia rehefa avy nankato ny baikon' Andriamanitra ny hividianany ny tanin'ny rahalahin-drainy izy. Azontsika takarina…