Mitari-dàlana ny Fanahy Masina

(Sal 103.1-6 / Hira 549 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334)

Genesisy 41.37-40

Mitari-dàlana ny Fanahy Masina 1- Mampahafantatra ny sitrapon'Andriamanitra Samy tsy nisy nahay nanazava ny hevitry ny nofin'ny mpanjaka avokoa na…

Mitari-dalana ny Fanahy Masina

(Sal 66.8-12 / Hira 241 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 638)

Lioka 4.1-13

Mitari-dalana ny Fanahy Masina Izany no lohahevitra iainantsika mandritra ity volana ity. Ny fitarihan'ny Fanahy Masina an'i Jesoa no ifampaherezantsika…

Tian’ny Tompo hovonjena ny olona rehetra

(Sal 85 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332)

Joela 3.1-5

Tian'ny Tompo hovonjena ny olona rehetra Ity faminaniana ity dia mampiseho ny famindrampon' Andriamanitra amin'ny olona izay mibebaka manoloana ny…

Ny fanomezana ny Fanahy Masina

(Sal 97.1-6 / HF 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira179)

Asan'ny Apostoly 2. 1-11

Ny fanomezana ny Fanahy Masina 1- Hery ho an'izay nandray Azy Mialoha ny niakarany tany an-danitra dia nilaza tamin'ny mpianany…

Ny voninahitr’Andriamanitra

(Sal.8 / Hira 1. 1,3,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira14.3)

Ezekiela 43.1-9

Ny voninahitr'Andriamanitra 1- Manambara ny fanatrehany Midika ho fanatrehan'Andriamanitra ny fisehoan'ny voninahiny. Hitantsika izany tamin'ny fisian'ny andri-afo sy andri-rahona nitarika…

Mamaly vavaka Andriamanitra

Sal.121/ Hira 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 462

Salamo 143.7-12

Mamaly vavaka Andriamanitra 1- Aoka hino sy hatoky Azy isika. Olona azom-pahoriana sy voahodidim-pahavalo ka mila tsy hahita izay lalan-kivoahana……

Andriamanitra manafaka ny olony.

(Sal.138 / Hira 190 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira177)

Mpitsara 6.33-40

Andriamanitra manafaka ny olony. Vokatry ny fahotan'ny Israely dia navelan'Andriamanitra hampahorian'ny Midianita sy ny Amalekita izy ireo. Mafy ny nahazo…

Feno ny Fanahy Masina i Zakaria:

VOLANA MAY 2025

Lioka 1.67-80

VOLANA MAY 2025 "MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA" Feno ny Fanahy Masina i Zakaria: 1. Fiderana an'Andriamanitra no aloaky ny vavany.…

Miara-belona amin’ny Tompo ny mino

(Sal 21,1-7 / Hira358 Fifoh / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF5)

Romana 6. 8-14

Miara-belona amin'ny Tompo ny mino 1- Velona ho an'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa "Ary aoka ho tahaka izany koa ianareo,…

Mpino miankina amin’Andriamanitra velona

(Sal47,1-9 / Hira70 Fifoh / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka / Hira:643)

Mpitsara 15. 14-20

Mpino miankina amin'Andriamanitra velona 1- Manana ny Fanahiny Masina "Ary nilatsaka tamin'i Samsona ny Fanahin'i Jehovah" (and.14). Na teo aza…